Tiah Rix

Tiah Rix

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tiah Rix, Health/Beauty, 2R12E, Antananarivo.

Photos from Tiah Rix's post 11/11/2025

Efa maro be no afapo tamin'ito téléphone kilalao an'ankizy ito an ! ??
IPHONE TOYS chargeable ( efa misy câble type C livré miaraka aminy) ☎️
👉 Éducatif, apprentissage , berceuse, veilleuse.
👉Mamerina izay teny tenenina , ny feo avokany afaka atao ny feonao original na feon'olona lehibe be na feonjazakely ☺️.
👉Mirehitra , misy jirojiro couleur tsy mankarary maso , tena mahavarina , berceuse malefaka mampatory Zaza ihany koa .
👉Maneno , Feno hirahira sy feonkira an'ankizy be Dia be mahafalifaly ny ankizy
👉Misy piano 🎹
👉Mampianatra , chiffres 0-100 , vocabulaire maro , calcul , alphabet , animaux sns ... en anglais .
👉Misy feombiby , tomobile ...
Tena tsara fa araraoty ! ❤️
☎️ 034 18 499 89
Livraison partout à Madagasikara

17/07/2025

Tsy mila olona intsony ao do**he fa ef manome toky ny brousse de bain sad mora apesaina
Prix : 12.000ar ny 1 ra maka 2 kosa dia 20.000ar
🚴 Livraison partout à Madagasikara
☎️ : 034 18 499 89

17/07/2025

Reradreraka v enao?
Te hanala stress ? Natao hoanao ity mini massage electric ity
👉Mini massage electric
👉Rechargeable
👉Relaxing
🚴 Livraison partout à Madagasikara
💵 25.000ar
☎️ : 034 18 499 89

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


2R12E
Antananarivo