VIP - Vlog Interview Project
Vlog Interview for all Malagasy Developer / IT Company.
04/05/2023
Visite d'entreprise nataon'izy 5 mianadahy tao amin'ny Bocasay .
Mankasitraka ny Bocasay nandray, ary mankasitraka an'izy 5 ihany koa.
👉 Nandritran'ny visite-n'izy ireo no nahafahan'izy ireo nametraka ny fanontaniany mivantana tamin'ireo Développeurs tao amin'ny Bocasay, nifanaovana échange sy retours d'expériences 🔥
Avelanay zareo no hamintina ny retour niarahan'ny zareo taminay eo amin'ny commentaire ? 👀
Dia efa miomankomana amin'ny visite manaraka indray isika ❤️
02/05/2023
Rdv ce jeudi, hanao visite ny toeram-piasan'ireo Dev ao amin'ny Bocasay isika, miaraka amin'ireo ankizy 5 voasarika tamin'ny lalao 🔥
Alefan-tsika vidéo eto ny visite hataon'izy ireo ny Jeudi hariva 👀👀👀
Raha misy orinasa te-ho tsidihan'ny VIP ihany koa aza misalasala miresaka aminay 🤝
26/03/2023
TSY HITANAO NY LALANA MANKATY AMIN'NY P4H?
NEFA TE HANATRIKA PRESENTATION HIU? 🤔
Araho ny sary Ary 😉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo