Patrick Raharison
Chaque note, une autre façon d'être au monde
🎶🎶🎶🎼🎶🎶🎶
15/03/2026
IREO POINTS CLÉS REHEFA HANAO PRÉSENTATION DE MÉMOIRE (Slide sy Speech)
______
Raha hazavaina amin'ny fomba tsotra dia ireto ny arahina rehefa manao mba tsy hisy hadino ny tena zava-dehibe...
REMERCIEMENT AU RAPPORTEUR POUR PRISE DE PAROLE
: fampahafantarana ny lohahevitra;
: Ny fototra iorenan'ny fikarohana sy izay efa voalazan'ny mpikaroka hafa talohanao momba ilay thème ;
: Ny dingana rehetra narahina sy ny outils nampiasaina ka nahazoana ilay boky
: Ilay vokan'ny fikarohana (sary, tarehimarika, sy zava-baovao hita)
: Ny fanazavana sy ny hevitrao momba ireo vokatra hita
: Ireo vahaolana aroso manoloana ny olana misy
: Ny fehin-kevitra farany sy ny famintinana
: Ny fisaorana ireo mpanatrika sy izay nanampy tamin'ny fanamboarana ny boky
Raha manana olana ianao, midira MP avy hatrany 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101