Upic Design

Upic Design

Share

Ilay mpampihaingo hisarika ny maso hankafia !

25/12/2022

Upic Design dia Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra đŸŽđŸŽđŸ„°

21/11/2022

MBA hoentina hanafaunganana ny asa sy hahatsara kokoa ny serasera dia
✅ Mitady :
01 graphiste :
Mahafehy ny logiciel : PS, Ai, Id
Raha mahafehy video vomay Tena mety.
Mila olona Kinga sy Manana aingampanahy hatrany Ihany koa .

01 community manager :
Mahafehy ny serasera an-tambajotra Ary Mahay mandray antso.

Pas sérieux s'abstenir.
Disponible de suite
Veuillez envoyer votre CV et LM avec prestation salariale par [email protected]

Merci de votre compréhension !

20/09/2022

Tonga Ilay niandrasana efa ela Sady amin'ny sarany Ilay zakanao tsara anh 😉

FAMPIANARANA MANOKANA GRAPHIC DESIGN

Anisany singa lehibe ao anatin'ny marketing visuel ny resaka kisary ka indro Ary ny tolotra ho anao hifehezanao tsara ireo logiciel ampiasana amin'izany miaraka amin'ny mampianatra efa zadraharahađŸ€€

Module 1 : Photoshop
✅ Traitement photo
✅ DĂ©tourage
✅ Montage photo
✅ ...

Module 2 : Adobe Illustrator
✅ Conception affiche (web, imprimer)
✅ Conception logo
✅ Carte de visite
✅ Flyers , x banner, roll up ,....

Module 3 : Adobe in design
✅ Mise en page professionnel
✅ Affiche grand format ...

Frais de cours : 9.000ar / heur
Ou 90 000ar / module ( mianatra fona mandrampahay tsara )
Fotona hianarana : izay Ora mahafaka anao manomboka amin'ny 07:00 ka hatramin'ny 17:00 (fandrio dieny izao izay Ora mahafaka anao)
_____________________________________
Tel : 032 49 452 08
034 12 854 17
Lieu : AMBANIDIA

24/08/2022

Affiche numĂ©rique . 😉😉

15/08/2022

Fiarahamiasa tamin'ny pejy iray tamin'ny affiche .

Mankasitraka anareo hatrany manome fitokisana anay 😉

UPIC. Ilay mpampihaingo hisarika ny maso hankafia

13/08/2022

Upic design est une entreprise de graphiste.
Elle est spécialiste dans communication visuelle.

Notre mĂ©tier consiste Ă  prendre en charge l’élaboration de l’univers graphique de votre entreprise ou produit en vue de crĂ©er une identitĂ© visuelle. Notre entreprise est ouverte par n’importe quel secteur d’activitĂ© : dans la presse, la publicitĂ©, l’imagerie mĂ©dicale, etc.

Tél : 0324945208 / 0341285417

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambanidia
Antananarivo
101