Tanora ROSO
"Ho amin'ny soa iombonana."
21/02/2023
Manentana antsika ho mailo tanteraka amin'izao hihavian'ny " Cyclone Freddy" izay sokajiana ho mahery vaika izao.
Entano ny manodidina sy ny fiaraha-monina.
Isika ROSO dia miara-miasa @ ireo tompon'andraikitra eny Ifotony koa raiso ny andraikitra tandrify.
16/02/2023
Ny TANORA ROSO dia mikarakara ZUMBA party manomboka ny Asabotsy izao ao @ terrain de basket Ankadikely ILAFY.
Ora: manomboka @ 2ora.
PAF: 500ar
Tongava maro !!!
17/01/2023
Fifampiharabana tratry ny taona vaovao 2023 niarahana tamin'ireo Tanora ROSO.
Mirary soa ho anareo ny tenako.
Tanora ROSO :
🔺 Mifanampy
🔺Mifanasoa
🔺Mifanaja @ fahasamihafana
🔺 Miara-mientana ho amin'ny soa iombonana.
08/01/2023
Fivoriana voalohany ho an'ny Tanora ROSO Ankadikely.
Nahafinaritra ny fihaonana!!!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Antananarivo