Tea Time - Modern Cake

Tea Time - Modern Cake

Share

Vente pâtisserie en ligne

21/05/2026

❤️ ❤️ ❤️ Tian'i Maman be izao ity : Gâteaux velours nolokoina tamin'ny akora natoraly.
Saveurs 4 ny anaty coffret iray : nature, fraise, citron et caramel
Ny texture dia tena "velour" ary ny tsiro dia qualité Tea Time hatrany ho an'ireo izay efa mpankafy
🍀 Vidin'ny coffret 50.000 Ar
(tolotra mandalo satria voafetra ihany ireo ingrédients naturels ampiasanay)

05/04/2026

Mirary Paka ampoky ny hafaliana ho antsika rehetra.
Dia samy mahazo miletra cheesecake daholo amin'izay fa tsy misy bedy intsony 😎

27/03/2026

Kely sisa dia ho vita ny Karemy ka inty misy tolotra mampilendalenda be, manan-kery hatramin'ny faran'ny volana Avril ihany an ❤️
🍀 Tsiro vaovao daholo 😋 😋. Cheesecake 4 anaty coffret iray pour 40.000 Ar :
- duo choco pistache
- duo noisette caramel
- cheesecake cerise et mousse de chocolat blanc. Coloré naturellement aux fleurs de pois de papillon bleu
- cheesecake tropical sunrise : ity farany ity tena hafakely. Tsy hotantatariko eto ny tsirony fa surprise ho an'izay manjifa ihany 🥰
Jusqu'à fin Avril ihany hoa an ... Miandry anareo ao amin'ny Mp

12/02/2026

Fiainan-dry zareo mifampizara Mochi 😎
Ny vadinay koa izao homenay Mochi 😁 . Ary ny vadinareo sy ny akamanareo ngah homenareo inona ?

04/02/2026

💝 6 assortiments de Mochi et un cœur cheesecake cerise et mousse de chocolat blanc 💝

Coffret à 30.000 Ariary seulement durant le mois de Février :)

Araraoty fa matsiro kely daholo ireo 🥰 🥰

Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00