Axis Format

Axis Format

Share

๐Ÿ›‘AXIS CENTRE DE FORMATION TECHNOLOGIQUE๐ŸŒ
(Vente matรฉriels Electroniques et Composante Informatique )( Formation a distance en ligne et presentiel )

04/02/2026

-Toy izao ny mampiavaka ny composition ny atao hoe HDD (Hard Disk Drive) sy ny SSD SATA.(Solide Stat Drive).
๐Ÿ‘‡๐Ÿฝ๐Ÿ‘‡๐Ÿฝ๐Ÿ‘‡๐Ÿฝ
-Misokatra ho antsika rehetra ny formation maintenance informatique morabe.โœจ
-Izay azoanao experience sy avantage avy hatrany eo amin sehatry ny technologie.
INFO CHAT:+261383937883 de .

.

28/01/2026

mobile Domino Wifi 4G+ LTEโ˜‘๏ธ
5G/4G+LTE: 100.000 Ariary
-Dรฉbit de 300Mbps๐Ÿ”Batterie 3000Mah๐Ÿ”‹
-Modem 4G+ Sginal. ๐Ÿ“ถ

-Slot pour carte SIM * tout opรฉrateur. โ™ป๏ธ
-Peut partager et gรฉrer jusqu'ร  10 appareils d'utilisateurs simultanรฉment.๐Ÿ”›

-Magasin 67 Ha Arrรชt 163 akaikin INSCAE ๐Ÿท๏ธ
โ˜Ž0383937883 +261345847332
-Livraison TANA et en PROVINCE ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
X Y

26/01/2026

๐Ÿญ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—น๐—ฒ ๐—ถ๐˜๐˜† ! ๐Ÿ’ก

Any amin'ny caserne an'ny mpamonjy voina any Livermore any Californie Etazonia any no misy ito jiro ito.

๐—ก๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿต๐Ÿฌ๐Ÿญ ๐—ต๐—ผ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†, ary "tsy nopihina" intsony izy nanomboka teo, na amin'ny alina ary. ๐Ÿ”†

Anaty farango sosona ilay "tsy nopihina" satria nisy fotoana fotsiny izy nila nafindra toerana, na novonoina tanaty fotoana fohy noho ny fanamboarana ny fil sns.

Tafiditra anaty Guinness des Records mihintsy izy ity !

Ho fanampim-pahalalana :
โœ… "๐—ง๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฎ" no dikan'ny ampoule amin'ny teny malagasy.

โœ… Ny taona 1879 no namoronan'ilay amerikana Thomas Edison ny takamoa.

โœ… ๐—œ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ "๐—ผ๐—ฏ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ฒ๐˜€๐—ฐ๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—บรฉ๐—ฒ" ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿต๐Ÿฎ๐Ÿฐ : Nifanarahan'izy ireo samy mpifaninana fa hiniana hahena ny faharetan'ny fiasan'ny ampoule (tokony 2500 ora no natao tsy nihoatra ny 1000 ora) amin'ny alalan'ny fanaratsiana ny kalitao.

Ny ankamaroan'ireo vokatra indostrialy rehetra taty aoriana dia zary natao toy izany ny ankamaroany. Amin'izay mila mividy matetika ny mpanjifa !


/ Un projet de DreamTeam

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101