As ROCK SHOW
AS ROCK SHOW
Cette page présente toutes les activités Rock and metal (concerts, clips, events...).
J-2: Video sombiny tamin'ny Live Rock direct nataon'ny tarika GREEN tao amin'ny KULTURA TV. Landry sy Jacquot mampiara-peo. @ sabotsy mifankahita e. Efa mandeha be ato ny Réservation VIP sy ny billet a. Sao tara ianao fa voafetra ny toerana.
Ankoatran'ny GREEN sy VALAHARA dia hisy ANIMATION DJ sy karak's avant et après LIVE. PARKING gardé. Ny sakafo ato amin'ny RESIDENCE FISINA efa fantatra fa MAFILOTRA, tsaky sy zavapisotro maro karazana sns.
LIVE ROCK
Tarika GREEN Guest: VALAHARA
Sabotsy 28 martsa 2026 izao amin'ny 15h
ao amin'ny RESIDENCE FISINA Mandroseza
VIP (Reservation) : 40000Ar
PAF 20000Ar
Efa mivoaka ny billet sy ny RESERVATION : Tél 0342770018 / 0348410030
Fanomezana ho antsika mpankafy ity clip GREEN hoe VOADY ity.
@ sabotsy mifankahita e 🎧🎸🎼🎤🥰😍
15/03/2026
CAL ROCK EMPIRE alahady 15 martsa 2026 amin’ny 04 ora hariva. Vahiny : tarika GREEN
Fandaharana niresahana momba ny tantaran’ny tarika Green sy ny LIVE ROCK iarahan’ny tarika GREEN sy VALAHARA amin’ny sabotsy 28 martsa 2026 amin’ny 03 ora tolakandro eny amin’ny Résidence FISINA. Misy live en studio nihiran’ny tarika Green ny hirany ka aza tara e.
Efa mivoaka ny INVITATION VIP (Réservation) sy ny karatra TSOTRA. Antsoy ny tél 034 27 700 18 na 034 84 100 30 na MP.
Famerenana ao amin’ny KULTURA TV ny alarobia 18 martsa 2026 amin’ny 08 ora sy sasany maraina, ny ao amin’ny KULTURA FM 104.2 kosa dia ny alakamisy 19 martsa 2026 amin’ny 5 ora hariva.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the establishment
Telephone
Website
Address
ANTANANARIVO
Antananarivo
101