Pro Pulse

Pro Pulse

Share

Donner l'élan nécessaire à votre marque !

03/11/2023

Vous voulez vous démarquer des autres pour votre business de vente en ligne ? Vous n'êtes pas satisfait des résultats obtenus jusqu'à présent ? Il se pourrait que la communication ne fonctionne pas aussi bien que prévu, ou que votre page ne suscite pas autant d'intérêt qu'elle le devrait !

Nous avons la solution pour vous aider à le propulser, car nous mettons à votre disposition notre expertise pour les services suivants :

➡️L’optimisation de votre page de vente
➡️Création d’une vitrine professionnel facebook
➡️Proposition du design et template de visuel pour vos publications
➡️Refonte photo de couverture ou profil

Alors qu’attendez-vous, rendez-vous directement en MP pour plus d’informations ! 😊

19/10/2023

Ny Propulse de manao Conception CV sy LM

- Mihainga amin'ny CV anao taloha ihany no anamboaranay azy
- Manana safidy ihany koa ianao ny amin'ny endriny tianao hamoahana azy (Manana modèle izay nefa afaka mandroso ny propositionao kosa ianao anefa)
- Manana safidy ihany koa ianao amin'isan'ny modèle tianao atao commande.
- Marihana fa en ligne ihany hatreto ny service izay atolotray ary rehefa vita le CV dia alefanay direct amin'ny mail anao.

Midira MP raha mila fanazavana fanampiny

17/10/2023

Zava-dehibe ve ny fikajiana ny CV ?

Eny avy hatrany ny valiny noho ireto antony ireto :

- Mametraka sahady ny toetranao : hamantarana ny famatoranao amin'ny mety fomba fiasanao.

- Mametraka sahady ihany koa ny hoe manao ahoana ny mety fahaizanao sy ny fahakinganao.

- Marika ihany koa hamantarana hoe olona mahalala fomba ve ianao. Mahay manaja sa tsia. Ny fikalianao ny CV dia midika ny fametrahanao ny olona hamaky azy amin'ny toerana manan-kaja, ary mety hampifaly ny mpampiasa izany ka hampazoto azy hiantsoanao amin'ny entretien.

- Manintona kokoa ny mamaky azy ary mandrisika ny olona te hamantatra anao misimisy kokoa.

Ka raha mila tosika ianao dia afaka manampy anao izahay amin'ny fanamboarana CV miaraka amin'ny LM

Mandefasa MP raha mila ny fanazavana fanampiny !☺️

13/10/2023

Ahoana ary ny fomba hampiavaka anao amin’ny maro ka hahaliana ny mpampiasa hanopi-maso ny CV anao ?

➡️ Ny endriny aloha mila mahasarika ny maso (ny loko ampiasainao, ny sary apetrako ary ny style an’i CV anao manontolo mihitsy)

➡ Ny votoatiny : Mila mazava, mafonja. Voabango ao antin’izany avokoa ny rafitrin’ny fehezanteny (style de phrase)/ Fautes de français na anglais

➡ Ny fomba sy fotoana nandefasanao azy: Manaraka ny norme tadiaviny ve ? Izany hoe nanaraka ny toromarika nomeny ve ianao ? (ny date limite, ny anaran’ny objet, ny paozin’ny mail anao)

“Izay tsara fiomanana, tsy tapohan’ny loza.”😁😊

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101