Bio Ryah MDG 2
038 85 266 22 - 034 06 084 01
13/11/2023
Salama tompoko!
🌿 baume arbre à the Bio Ryah Mdg dia manasitrana aretina maro toy ny :
👉tension ,goute ,hemorroide ,rera-dava , farasisa ,Nerf sciatique , tsy mahita tory ,Arthrose ,Rhumatisme ,crampe , courbature ,allergies ,sinusite ,varice , gripa sns....
🌿baume arbre a the bio Ryah mdg dia vokatra natoraly 100% ary nandalo laboratoire
🌿 tsy misy effet secondaire ary mety amin ny Zaza ,maro no efa sitrana ary nijoro vavolombelona tompoko🙏
Aza tara :0388526622 , 0340608401 na midira mp ato page bio Ryah mdg raha mila fanazana fanampiny ianao fa ianao salama no tanjonay
Prix : 15000ar 50ml
toerana ahitana azy : Analamahitsy en face clinique Imaho
🚴 🚐Manao livraison izahay avy any amin ny faritra dia afaka alefanay taxi brousse
Izahay equipe bio Ryah dia miezaka hatrany hanome fahafahampo satria 💃👪 ianao salama no tanjonay
Contact : 0388526622 Misaotra tompoko
10/10/2023
GRAINE DE CITROUILLE
👉Tombotsoa azo avy amin'ny fihinanana azy
🌿Anti oxidant
Miady amin'ny homamiadana, miaro amin'ny homamiadana
🌿 Manala ny fanaintainan ny vanintaolana
🌿 Mahasalama ny prostate sy ny vessie, miaro amin'ny aretina homamiadana ny prostate, tsara ho an ny olona marary ny prostate
🌿 Be magnesium, mety amin'ny olona mampiasa saina sy mianatra be
🌿 Tsara ho an ny atidoha ary mampatsilo saina
🌿 Tsara ho an ny fo sy lalandrà
🌿 Mandamina tahana siramamy, tsara ho an'ny diabetique
🌿 Manampy ny famokarana s***m sy mahatsara ny qualité-any
🌿 Be fibre
🌿 Manampy amin'ny torimaso
🌿 Be protéine
🌿 Manala menaka ratsy (cholestérol, triglyceride) tsy ilain'ny vatana 🌿 Misoraka ny aretim-po
🌿 Mampatanjaka anticorps
🌿 Manampy ny vehivavy amin ny syndromes pré-ménopause
🌿 Mahatsara hoditra sy maso
🌿 Tsara hoan olona mikotrana
🌿 Azo hoanina amin'ny yaourt, ronono na vary sosoa mena
1 sotro lehibe isaky mihinana ho an'ny olon-dehibe 1sotro kely kosa ho an ny ankizy
👉100g 20000ar
Manao livraison
Mandefa amin'ny faritra
Contact 0388526622-0340608401
09/07/2023
CREME ( A base de figues de barbarie na Raketa, Arbre à Thé, Vitamine C, Huile d'Argan )
20.000ar => 50g
Vokatra natoraly Tsy misy produits chimiques.
Efa Maro Ireo Nahita Vokatra tsara sy Afa-Po.
- Natokana hiarovana ny tarehy amin'ny fikentronana mialoha sady manala kentrona ihany koa
- Manampy amin'ny fanalana ireo tasy rehetra amin'ny tarehy
- Manazava endrika ,sady miaro amin'ny masoandro
- Miaro ny tarehy @ hatsiaka
- Manampy manala ireo bongo ambany maso amin'ny tsy fahampiana torimaso
Afaka manantona mivantana ny point de recuperation :
- Analamahitsy en face clinique IMAHO
- Soavimasoandro eo @ Fokotany
Afaka Mandefa am faritra
Contact : 038 85 266 22 - 034 06 084 01
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101