Eglise Manamboara Vatsy

Eglise Manamboara Vatsy

Share

"Atsangano indray ny fahamarinana efa rava"
Ary hoy Izy tamiko: Mandehana, fa Izaho haniraka anao handeha lavitra any amin'ny Jentilisa. Asa 22 : 21

26/02/2026

Amin'izao fanomanan-tsika ny P***a izao dia faly izahay manasa antsika rehetra fa hisy vavaka sy fanafahana lehibe, hanapahan-tsika ozona mialoha ny P***a ny Sabotsy ho avy izao 🔥🔥 eto amin'ny fiangonana Manamboara Vatsy foibe iarahana amin'i Évangéliste Maminirina Rolland Guy sy ireo Mpiandry rehetra eto amin'ny foibe. ✨

⏳ Fotoana: Sabotsy 28 Febroary 2026 manomboka amin'ny 9:30
📍 Toerana: Fiangonana Manamboara Vatsy Foibe Anosibe tsena.
📞 Téléphone: 0341933634 na ny 0331434524.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mifandray aminay. 📩

Tongava maro 🙏🏼

06/02/2026

Sabata andro fitsaharana ho an’i Jehovah 🙏🏼

Fotoam-bavaka lehibe sy sekoly fanasitranana eny amin’ny fiangonana Manamboara Vatsy rehetra akaiky anao, na eto Antananarivo na any amin’ny faritra, isaky ny Sabotsy manomboka amin’ny 9:30 maraina.
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny laharana 0341933634.

Mirary Sabata mahafinaritra ho antsika rehetra ✨
Tia anao Jesosy 😊

02/02/2026

“Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.”
‭‭Salamo‬ ‭118‬:‭1

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo