Programme DEFIS

Programme DEFIS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Programme DEFIS, Nonprofit Organization, Anosimasina Itaosy, Antananarivo.

Photos from Programme DEFIS's post 28/05/2026

🎉 ANDROANY NY ANDRO ! MANOMBOKA NY FOIRE FEPA !

Efa miandry anao izahay ! Tongava mitsidika ny trano eva n'ireo mpamokatra tohanan'ny Fandaharanasa DEFIS ao amin'ny FOIRE FEPA

📍 Toerana : trano eva faha 75-76-77-78-79-80

Ho hitanao eny an-toerana ny vokatry ny asa sy ny fahaiza-manaon'ireo mpamokatra matihanina tohanan'ny Ministère de l'Agriculture et de la Souveraineté Alimentaire sy ny FIDA 'ny DEFIS.

Aza mandalo fotsiny fa jifao ny tsara indrindra :

🐝 TANTELY MANITRA SY MADIO : Niaouli, Polyfloral... ny tena akora natoraly!
☕ KAFE ROBUSTA : Hanitra mamerovero, tsiro Malagasy tena izy.
🍚 VARY MANGAFOTOTRA & MASOMBOLY VOAFANTINA : Kalitao tsara ho anao mpahandro sy mpamokatra.
📦 VOKATRA VOAHODINA : Gari, lafarinina, sy ny maro hafa, amin'ny fonosana raitra.

Rehefa mividy eto ianao, dia tsy vitan'ny hoe mahazo vokatra tsara fa manohana mivantana ny fiveloman'ireo MPAMOKATRA malagasy sy ny fianakaviany. 🙏

Photos from ILO Madagascar's post 24/05/2026
Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Anosimasina Itaosy
Antananarivo
101