Shape Body
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shape Body, Public Figure, Antananarivo.
09/04/2026
Raha te ampitombo lanja dia aza misalasala manoratra aminay 😍
Aza tara ary fa atao promotion 15.000ar izy ho an'ny 10 sy 11 Avril ihany 🥰
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
0375193651
25/02/2026
Ho an'ANTSIRABE 🚨
Mahia vé ianao ? Tsy mety ngeza nefa misakafo bé ?
Ny Opti-growth dia natao ho anao .
📌Manampy amin'ny fitombona aingana .
📌Mety ho an'ny olona reradava sy mikotrana na tsia.
📌Mety ho an'ny olon-dehibe na tanora na zaza.
Mitohy any Antsirabe ny promotion 15.000ar au lieu de 19.000ar ho an'ny 250g
🗓️ Ny 25-26-27-28 Mars 2026
Ho an'ny 1kg kosa promotion 55.000ar au lieu de 60.000ar
Ho an'izay manjifa miotra ny 3 dia mahazo réduction 10% bé zao 😍
Livraison eraky Madagascar kosa mitohy atrany 🚚
📞 Mp ou WhatsApp ou appel direct sur 0375193651
10/02/2026
MAHIA VE IANAO ?
Miezaka misakafo foana fa tsy mety mitombo ? Efa disponible ihany ko ny 1kg amin'ny Opti-growth 🥰
✅ Mampitombo 01 à 03 kg/ en semaine
✅ Manome hery sy tanjaka
Mety tsara ho an'ny olona mikotrana na tsia ihany ko. Natao ho an'ny ankizy, tanora ary olon-dehibe fa ianao sisa no andrasana 😇
1kg 60.000ar
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
Nb: sans fenugrec et sans spiruline
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo