Butterfly
@butterfly�
25/12/2025
🦋 Butterfly vous souhaite un très joyeux Noël 🥰
Que la magie de Noël illumine chacun de vos instants ✨🎄
Misokatra isika rahampitso a🥰 afaka mandray anareo izahay @ 8h hatramin'ny 17h😊
04/09/2025
Fa raha mba calme e🤣🤣🤣
Bonne soirée daholo foana e🤣🤣
02/09/2025
Andao indray ary isika hanao formation e🥰
04jours dia efa ampy ahafehezanao ny momban’ny onglerie rehetra👌🏻
Koa aza misalasala ary miantso anay na mandefa mp raha liana te ho lasa prothésiste en onglerie ianao😊
Frais de formation: 150.000ar/04jours
Lieu: Manakambahiny
26/08/2025
Rehefa ilay maimaika anenjika rendez-vous iny de tsy mahavita misakafo intsony… naleony nentiny ny sakafo marainany de teo ampanaovana hoho izy no nisakafo😂 tsy maninona anie rehefa tsy mipelipelika be fotsiny e🤣🤣
07/08/2025
Tianay ihany no mampahafantatra anareo fa tsy misokatra izahay amin’ity herinandro ity a🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo