Next Generation Channel
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Next Generation Channel, TV Channel, ot A65/3601 Ambatomena, Fianarantsoa.
29/10/2024
👋Miarahaba antsika rehetra indray ô👋
🗓️Ny faraparan'ny taona toy izao no tena maha-betsaka ny 🎉fety 🎯fanararaotra ho an'ireo teknisianina misehatra amin'ny nomerika toy ny 📽️videaste sy ny photographe📸 ary ny designer Graphic.
🫴Koa amin'izao fisokafan'ny toera-piofananay vaovao eto 👉👉Andrononobe-Analamahitsy Antananarivo izao, dia mahafaly anay ny milaza aminareo fa ny 🎬PARCOURS MULTIMÉDIA🎬 ato aminay dia misy fihenam-bidy amin'ny sarany avo sasa-keny be izao ny saram-piofanana.
Koa mahaiza manararaotra fa iray volana fotsiny dia afaka ny ho matihanina ianao.
🪑Voafetra ny toerana ka fandriho amin'ny fisoratana anarana en ligne amin'ny
👉https://bit.ly/Inscription-formation_NextGeneration
☎️Na miantsoa ny 0341626365/03759 90370 raha hanontany ny andinindininy.
🗓️Fidirana : 11 Novembre 2024
Un grand merci à mes nouveaux followers ! VąleRinąh SÿSÿ, Tinah Razafindrazaka
04/10/2024
Rehefa mahavita ny fiofanana Izay iarahana amin'ny SAYNA ianao dia afaka miasa avy hatrany ao amin'ny plate-forme SAYNA ihany koa.
Maro ireo entreprise internationale Izay Miandry ireo talenta Afrikanina hanampy azy ireo. Mety ho ianao io izany.
Ny NEXT GENERATION dia manome anao ny fitaovana rehetra hafahanao mianatra araka ny tokony ho izy ao amin'ny plate-forme SAYNA Academy (ordinateur équipé : réseau internet, casque audio professionnel, Web caméra professionnel) .
Ireo lalam-piofanana afaka iofananao :
- Développeur Front-end
- Développeur Back-end
- Développeur WordPress
- Désigner UX/UI
- Marketing Digital
Misorata anarana ary amin'ity lien ity https://bit.ly/Inscription-formation_NextGeneration
[ENTREPRISES] Et si on vous disait que…
Nos experts en 𝗱𝗲𝘀𝗶𝗴𝗻 𝗨𝗫/𝗨𝗜 et 𝗙𝗿𝗼𝗻𝘁-𝗲𝗻𝗱 sont prêts à rejoindre votre équipe !
Pourquoi perdre du temps dans la recherche de talents ?
Avec SAYNA, tout est simplifié :
✔️ Un vivier de talents qualifiés disponibles immédiatement.
✔️ Job Simulation Tasking : testez leurs compétences avant de les recruter.
✔️ Process de recrutement simplifié et efficace.
Vous êtes intéressé ?
Il ne vous reste plus qu’une étape simple pour nous dire ce dont vous avez besoin. Et en plus, c'est GRATUIT !
𝗗𝗲́𝗽𝗼𝘀𝗲𝘇 𝘃𝗼𝘀 𝗰𝗿𝗶𝘁𝗲̀𝗿𝗲𝘀 𝘃𝗶𝗮 𝗰𝗲 𝗳𝗼𝗿𝗺𝘂𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 : https://tally.so/r/3Xez0d
On s'occupe du reste !
*** Un programme Talent 4 Startups de Digital Africa, en partenariat avec BAG Innovation et Hello Elton
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ot A65/3601 Ambatomena
Fianarantsoa
301