KTLM/SPAf
Sehatra hampitana vaovao eto amin'ny KTLM/SPAf
27/05/2026
https://www.facebook.com/share/p/1aEbG28yHv/
"MiderĂ an'i Jehovah, fa tsara Fa mandrakizay ny famindram-pony." - Salamo 107:1
Fiadanana eh!
Ho antsika Antoko-mpihira ka vonona handefa clip eto amin'ny pejy dia mandefasa hafatra miafina.
Ho tahin'i Jesosy hatrany eh!!!
31/08/2025
"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Fintina an-tsary ny famaranana ny Zaikakely KTLM SPAf izay natao tao amin'ny Fileovana Fianarantsoa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ivory Avaratra
Fianarantsoa
301