Keto 301
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Keto 301, Health Food Shop, Fianarantsoa.
27/10/2023
Vakio kely anie e ☺️
MAPANAO EFFET YOYO.NY KETO
Finaritra e :-)
Mijery ito sarinay sy Faranavalona ito aho dia miteny irery hoe oaaaaieeeeee ny tarehiko 🤣🤣
Tsy en keto aho tany Tamatave septembre io fa low car + cheat cheat dia zaoooo le tarehy tonga dia boribory tsara 🙃
Vao miverina aty an-trano dia mifitsaka le tarehy.
Fehiny sy hafatra: matoa ianareo sy isika mihena rehefa en keto dia satria mifady mauvaise association, mifady ilay mapatavy dia logique be raha manary poids be dia be .
1gr de sucre retient 3 gr d'eau
Isika le vao miditra keto iny, rano ilay be dia be very aloha :-)
Ny mauvaise association dia lipide + glucide:
Raha raisitsika tsotra hoe farine sy siramamy ny atao hoe glucide dia jere tsara hitatarako azy :-)
Rehefa vacance dia hotriny hoe lacher prise be ny fiainana:
👉mihinana glace : creme à base de lait izay lipide + cornet en farine sy le.sucre natao tam glace sy cornet , mauvaise association ++++
👉mihinana pizza an'i # # #: base farine ,glucide + fromage, creme, hena matavy lipide, mauvaise association ++++
👉Steack pomme frite: frite = feculent = glucide + le menaka nanendasana pro inflammatoire pro max le mbola grave nohon'ny sucre raffiné ny effet'ny eo amin'ny fahasalamana + ketchup misy sucre sy mayonnaise matavy + huile pro inflammatoire, mauvaise association ++++
👉 otsotsizay e....
Ianao rehefa manao keto dia nifady ireo dia nihena, dia evidaoazy rehefa miverina mihinana ireny dia lasa ngeza indray :-)
Dia keto doria doria izany dia adieu ny vary sy ravitoto sy henakisoa? 😱
Ny tsaramaso maina sy saucissse 😱
an an an an eh, ny ahy ny fiainako ankafiziko, keto aho dans les 80% na 90% ny fiainako, rehefa mahatsiaro cheat aho dia mi cheat 🤷 zay fotsint, vita iny dia miverina keto indray aho, ce n'est pas la fin di maondo.
Ho anareo be dia be efa nahatratra objectif, nanao keto strict ? afaka mivadika mow carb maintenir fahasalamana sy poids rehefa misy tokony amboarina dia miverina strict kely indray ;-)
Misy manena vatana ka manao régime ve ianareo mpanaraka ny pejy? Vakio kely anie ity e 👇
!
Tsy hoe te hihena aho fa rahampitso aho tonga dia legume vapeur tsisy sira tsisy menaka tsisy tsiro no ho haniko. 🤣🤣🤣🤣🤣... ndao ary ho jerevantsika ny antsipirian ity raharaha ity.
Lesona voalohany : !
Raha olona tsy matavy na tsy dia mahazo aina ianao dia tsy natao ho anao mihintsy ity publication ity.
Satria samy amin'ny nanaovan'Atra atsika isika.
Raha mihevitra isika hoe misy formule universelle 1 mety aminny olona rehetra tsy an-kanavaka dia diso tanteraka.
Raha ampitahana amin ny fiara ilay izy dia misy ny fiara mandeha essence, misy ny mandeha gazoil, misy ny fiara manidina mandeha kerozene.
Ka tsy mety raha ny fiara diesel no asiana essence.
Izany hoe natao manokana hoan ny olona toa ahy ireto solution ireto.
Matetika aho nandinika foana hoe : mba inona loatra ity mahazo anah ity. Inona ny secret ? Raha mba nisy tsindrona azo natao mba tsy ho noana intsony aho zao dia tiako... na koa misy tsindrona natao de mitsonika hoazy ny taviko....
Izao amzay ary.
Ny zavatra tsara ho fantatra voalohany dia : TSY MAMELY NY REGIME.
Betsaka ny antony:
1. Matetika ny atao hoe régime dia fialàna tanteraka amin ny fahazaranao mandritra ny fotoana voafetra, mandra-pazahoana ny lanja tadiavina, dia avieo, miverina amin'ny fahazarana taloha.
Raha izay ny fomba fazahoanao ny régime, dia aoka hazava ny resaka. Hanao va et vient fotsiny ianao.
Mandritra ny fotoana hanaovana regime ianao mihena. Dia avieo somary solafaka kely... dia somary miverina kely ny poids.... dia malaelo, leo, tezitra amin ny tenanao, dia mi abandonne.... dia miverina tsikelikely indray izay lasa... dia mitombo mihoatra an iny satria miha simba ny metabolisme nao.
2. Diso tarigetra ilay paikady.
Ataoko fampitahàna amin'ny fiainana andavanandro foana mora azahoanao azy.
Rehefa vaky ny pneu ana fiara iray, inona no tena solution : vokisana rivotra fotsiny ve ilay pneu (kanefa fantatra fa goaka) sa soloina ilay pneu ?
Ny probleme amin'ny regime matetika, tsy dia manasitrana ny foton'ilay probleme fa forcena hihena fotsiny ny lanja. Dia vao tratra ny tanjona (ndraindray aza mbola tsy tratra akory) dia miverina amin ny fiainana taloha.
Kanefa io fiainanao taloha io mihintsy no nahatonga anao lasa matavy.
Izany hoe raha te ho olom-baovao ianao, dia mila manao fiainam-baovao.
Tsy fanovana vonjimaika ny regime...
3. Ahafahanao hitazona io fiainam-baovao io mandrakizay dia mila adapténa aminao ilay fanovàna. Atao mifanaraka amin ny zavatra zakano sy tsy lefitrao ahafahanao maharitra hatramin ny farany.
Apetraka ny fanontaniana vitsivitsy :
- isaky ny inona ianao no mampiditra zavatra ao am-bava ? Aza menatra mihitsy. Tena lazao hatramin ny voana voanjo iray natelinao rehefa nandalo tao amin ny efitra fisakafoanana. Mila fantatra en detail tsara io ahafahana mahalala ny tena fototry ny hangezanao.
- inona ny sakafo tianao indrindra ?
- inona ny sakafo tsy lefitrao?
- efa firy taona ianao no ngeza ?
- inona avy ny regime efa nataonao ?
- sucré ou salé ?
Samy manana ny valiny aminireo fanontaniana ireo, fa matetika mitovitovy amiko ny valin tenin ny olona mitovy cas amiko. Aza matahotra fa ho zaraiko eto ny astuce-ko
4. Fiverenana amin ny fahasalamana ny tanjona voalohany indrindra.
Matetika ny tarigetra dia hoe : te ho bôgôssy ohatra ny namana... te ho tafiditra anatin ilay akanjo milay be fa hanatrika lanonana... handeha hanao vacances amin ny volana Jolay dia mba te hanao maillot de bain....
DISO DAHOLO IREO TANJONA IREO.
voalohany indrindra, matetika tsy tratra akory ilay tanjona
Faharoa, tao anatin ny firy taona ianao no nanangona io hatavezanao io ve dia ahintsana anatin ny firy andro ?
Tsy ny endrikao aty ivelany ny tanjona. Fa fahasalamana avy ao anatiny.
Rehefa salama tsara ny ao anatinao, dia mihena hoazy ianao ary tonga hoazy ny hamanjàna
.... tsy tampohana be aky ny vatana an !
Tsy hoe te hihena aho fa rahampitso aho tonga dia legume vapeur tsisy sira tsisy menaka tsisy tsiro no ho haniko. 🤣🤣🤣🤣🤣... rahampitso hariva ihany ianao dia ho solafaka 🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Hatsaraina tsikelikely ny fahazarana dia aza mifantoka loatra amin ny balance fa miala hoazy io.... (Mbola hitohy)
Source : Sandy Fruiandises
Raha mila zavatra ho tsakotsakoina nefa anatin'ny manena vatana dia mety aminao ireto vokatra eto @ Keto 301 ireto :
🥡Chips de fromage
💥Ar 18.ooo, 75gr
🥡Croquette au fromage et aux fines herbes
💥Ar 18.ooo, 75gr
🥡Biscuit au beurre
💥Ar 23.ooo, 100gr
🥡Cookies choco amande
💥Ar 23.ooo, 110gr
🥡Assortiments de Sablé goût citron, sucré salé, cannelle
💥Ar 23.ooo, 125gr
📨MP📨 avy hatrany na miantso ny 📞034 96 581 48📞 ary raha haka ianao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301