Chersald
Chercheur de la sagesse et la loi de Dieu
EFA TONGA AO AMINAO HATRAMIN'NY FAHAZAZANAO ILAY MPAMONJY FA MIANDRY ANAO HIFOHA ARA-MPANAHY
12/08/2022
AHOANA MARINA MOA ISIKA ITY?
Samy manana ny hery izay namoronan'i Mpahary azy ny tsirairay ary samy manana ny fahafahana nomena azy ihany koa ka tsara raha mahay misaotra sy makasitraka ny amin'izany, indrindra fa feno ny ara-batana (nomeny tanana 2, tongotra2, nomeny saina afaka miasa...)
Isika olombelo de samy nohariana tamin'ny fitiavana, saingy tsy mitovy satria samy manana ny atom-piforonany avokoa ary ny antony namoronana azy.
👉Noforonina itsika hiaina @ tontolo efa vita (compte)
👉Noforonin'Andriamanitra isika hamorona...
👉Tsy mitovy itsika na samy noforonina t@ fitiavana satria maro ny antony.
Niforona tao anantin'ny:
-Fitiavana feno
- Fitiavana tao anatiny fitiavan-tena
-Fitiavana tao anatiny herisetra fa tsy nifanarahana
- Fitiavana tao anatiny fikaroham-pahalalana
- Fitiavana tao anatiny tsy fandinihana fa nataotao amizao fa hita ataony hafa.
- Fitiavana tao anatiny asa ratsy
- Fitiavana tao anatiny asa soa
- Fitiavana tao anatiny fiainan-dratsy
- Fitiavana tao anatiny fakafizana filana ara-nofo
- Fitiavana tao anatiny fialasan-tsakany
- Fitiavana tao anatiny fahazazana
- Fitiavana tao anatiny fisehoan-javatra maro samihafa...
Aiza marina io Mpahary izay manana hery lehibe io?
Araka ireo voasoratra mpanoratra soratra masina dia izay ataonao rehetra dia tanterahany avokoa. "Mamafy rivotra ianao de mijinja tadio"
noho izany tsy misy zavatra tongatonga hoazy eto an-tany.
✍Chersald
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301