AndrYmage
Video By AndrYmage
🎥🎬📸
08/06/2026
alefa zandryyyy🎥👋❣️🔥🔥🔥
Tanànan'ny Mpanakanto Ity noho ny firaisankinan-tsika , ny fitokisanareo anay ihany koa.
-Afaka tsidihan'ny rehetra ny tetik'asa ety Soanierana.
-Anatiny manomana DALE isika izao, ary haintsika izany fa tsy vita mora ☺️🙏💪 io dingana io ka mbola mamerina ny fanentanana foana izahay ...... terooo e,,,, manaovana reservation,manjifà ny tolotra izay ilainao ato fa efa fanohanana lehibe izany...
-Raha misy moa hanolotra fitaovana mivantana dia raisana antan-droa foana.
-Raha misy mila numero MVOLA na whatsapp dia : +261 34 65 889 30
MISAOTRA ANTSIKA ABY AMIN'NY DINGANA VITATSIKA E.......
Mino aho fa maro ny manao fa hafa amin'ny rehetra ty action iray ity.
AndrYmage ✊
06/06/2026
📌 "Tsy menatra aho isan'andro no milaza hoe Betsileo aho... mirehareha mihitsy !"
Ny maha-Betsileo dia tsy foko fotsiny, fa lova sy soatoavina.
Betsileo dia fantatra amin'ny:
✅ Fahazotoana miasa
✅ Faharetana manoloana ny fahasahiranana
✅ Fitiavana fianarana sy fahalalana
✅ Fanajana ray aman-dreny sy zokiolona
✅ Fahaizana mitsinjo ny ho avy
Tsy ny fiaviana no maha-lehibe antsika, fa ny fitondran-tena sy ny asa vitantsika isan'andro.
Raha Betsileo ianao, aza menatra ny fiavianao.
Raha tsy Betsileo kosa ianao, mireharehà ihany koa amin'ny foko niavianao.
Satria ny tena maha-Malagasy dia ny firaisankina ao anatin'ny fahasamihafana.
🔥 "Ary ianao, inona no soatoavina tianao indrindra amin'ny maha-Betsileo anao?
Soraty eo amin'ny commentaire nge...!"
SARY FANEHOANA: ARTISTE BETSILEO MINAO NY MOZIKA JAZZ SNS....
Misalalaina Razafinirina 🥰
AndrYmage 🎬
Tanànan'ny Mpanakanto
Syle Mapmeh Anji
-------------HO AVY TSY HO ELA CLIP ----------------
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Rn7
Fianarantsoa
301