ECHO Recordz

ECHO Recordz

Share

Producteur son
Mixage & Mastering
Creation instrumental
Arrêt bus 32 Ambodirano Fianarantsoa

17/09/2025

Coucou les folowers 👋

Elaela zay an☺️, androany isika hamaly ireo fanontanianareo hoe aiza ho aiza ny Echo Recordz 🎼?? aona sy aona 🙆 ??

🌸Nifindra ety Ambodirano akaikin'ny arrêt bus 32 ny Echo Recordz
🌺Ny prise vocal🎙️ tsy miova fa 15 000 Ar ihany.
🌼Création instrumentale 25 000 Ar

❌NB: Isakin'ny Sabotsy manomboka @ 7h 30 ny fandraisana.
Tsara raha maka rendez-vous💬 mialoha raha andavanandro. Fa samedi aloha no tena dispo😉

N'hésitez pas à contacter :
💌Mp
📞034 69 073 38

Araho tsy tapaka ny page📱fa marobe ny nouveauté sy ny soa azo ifampizarana🥰

13/09/2024

🚨💯TOROHEVITRA KELY METY MAHASOA💯🚨
Raha tena tsy mbola mety malaza nefa efa ela niainana tao anaty mozika, tsy mila kivy aloa voaloany indrindra.
Faharoa manandrama gadona hafa, mila kotrana raha tsy mahazatra anao.
Fahatelo farany sady tena ilaina, dia mitadiava vola aloa satria ny zavatra tsara tsy ho mora:
-Mila mikata (fitafy, kiraro sns...)
-Mila mamoaka clip raitra (tsy le ataotao fatàny vidina 2 na 3 na 4alina ariary ireny)
-Ny instrumental & vocal efa tsy tenenina intsony (hialao lavitra ilay Purchase Your Tracks Today telecharger-na anaty Fb, Vidmate, Youtube)

Mirary week-end mahafinaritra ho atsika aby.
ECHO Recordz

22/08/2024

Contact: 032 87 815 72
Na mandefa MP ho an'ireo maka rendez-vous fa tsy miasa aloa ny num Telma
Andovoka-Andrainjato Fianarantsoa

Photos from ECHO Recordz's post 20/08/2024

Mankasitraka atrany ireo izay manome ny fahatokisany aty aminay.
Tsy mitsahatra manome ny kalitao tsara koa ny studio ECHO Recordz
Andivoka - Andrainjato Fianarantsoa.

Want your business to be the top-listed Media Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


301
Fianarantsoa
301