Pasteur Razafimampionona
Page facebook du Pasteur Razafimampionona, pasteur principal de l'Eglise Rhema Sel de la Terre.
27/06/2026
Raha ampitso Alahady ny antsimpiriany:
Fidirana 3 eto ampiangonana:
(1)Amin’ny 8 ora maraina
(2) Amin’ny 9 ora maraina
(3) Amin’ny 2ora sy sasany.
Ary mandeha Diirect.
MBA DINIHO KELY ITY:
IKorit13:7:NY FITIAVANA :
INOANA NY ZAVATRA REHETRA!
Izany hoe:Na amin’izay heverina fa tsy mampino dia atosik’io Fitiava zay nampidinin’i Fanahy Masina ao am-po io isika hino sy hatoky.
VAKIO:Rom5:5;Gal5:6
25/06/2026
1)ISAORANA NY TOMPO NY FAHAFAHANA NITORY NY FILAZANTSARA INDRAY TANDROANY,TETO AMIN'NY TOKOTANY MALALAKY NY TRANOMPOKOLONA(Espace Andry) !
MARO NY OLONA NANOLON-TENA!!
2)ISAORANA KOA NY FAHAFAHANA NANOME REO FANOMEZANA HOAN'IREO ZAY NANOLON-TENA!!
-TENA MISAOTRA ANTSIKA EKIPA REHETRA TIA FAMONJENA FANAHY
POROFOINAREO TOKOA FA:
KRISTY NO ANTONY AHAVELOMANTSIKA!!!
-HO VONJENA FIANARANTSOA
Amen!!!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambonifahidrano
Fianarantsoa
301