Hay Talenta Institute - Fianarantsoa
Ivotoerana fianarana mozika sy ny manodidina ny ara.
24/12/2025
🎥 𝐂𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐕𝐢𝐝é𝐨 𝐝𝐞 𝐒𝐨𝐥𝐟𝐚 🎶
Cours élémentaires :
👉 Natao ho antsika izay vao hianatra hamaky Solfa mihitsy
- 12 vidéos (6h 50mn)
- 30.000Ar
Cours Harmonisation à 4 voix :
👉 Hianarana mametraka ireo feo efatra.
- 25 videos (19h20mn)
- 30.000Ar
Izy rehetra miaraka : 50.000Ar
📧 Alefa mail ihany
💸Mvola : 034 41 575 03
Ny Hay Talenta Institute dia
mpanohana ofisialy ny
GRAND CONCERT TSARA IZY izay ataon'ny Antoko Mpihira Ny Tsantan'Imahamasina ny Alahady 26 Octobre 2025 ho avy izao ao amin'ny Auditorium Havoria Anosy
21/05/2025
COIRS EN LIGNE / VIDÉO
~ SOLFA & SOLFÈGE ~
Maro isika no manontany hoe tena hahaizana ve ilay cours en ligne sy cours vidéo ! Dia indro ny sombiny amin'ny cours iray izay hita ao amin'ny cours de SOLFA (3ème cours sur les 12 cours)
Toy ny mianatra mivantana mihitsy ianao (manaraka ny pratique ary mandray notes)
Efa betsaka no nahita soa ka aza misalasala raha hianatra EN LIGNE Solfa na Solfège 🎬📚
Mandefa MP avy hatrany raha liana isika na 034 41 575 03
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Anjoma
Fianarantsoa
301