Tranok'ART

Tranok'ART

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tranok'ART, Arts and entertainment, Rn7, Fianarantsoa.

21/04/2026

Nisy fotoana variana kely iny ianao no mahatsapa hoe mahay mpitendry... dia lasa indray manao izay vita 😁🙂

14/04/2026

Ny mozika ve ? Mitondra anao any amin'ny tontolo hafa mihitsy. Misy karazan'olona mitady fiainana milamina be. Ho ananany ny vola sy sy harena fa mbola ataony anatin'ny fotoanany foana ny mozika.

Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny mozika io.
Ireto misy vitsy ho zarainay 😁
-Manampy anao hitondra fifaliana ny mozika.
- Mampitraka raha sendra mitanondrika
- Manome fialambolinao
- Manitatra ny fomba fiasan'ny taova 😁

13/04/2026

Fy Haino'Art
Tiko fona ianao na dia mampirafy aza♥️🤣🤣 Tandremo fa miteraka olana ny fanaovana izany. Ao amin'ny tantara ny hafatra 🙂🥹🙂♥️

Inty indray ny tantara ho atolotra ho anao. Manasa anao hanaraka izany ao amin'ny onjam-peo Fianarantsoaoa androany amin'ny 7:30 hariva 🥰
Tantara Malagasy :
FAMPIRAFESA

30/03/2026

Misy fotoana ianao manirery,tsy misy namana... dia lasa te hihira , mahatsiaro mozika. 😁

Izay manana fahafahana mitendry dia manovokovoka amin'iny fotoana iny🤣

Misy koa ireo mila fitoniana, leo mihaino 🤣

21/03/2026

Groupe ENTONA,🙂🎤🎧miezaka manome ny tsara ho a**l •Mpampinatra tsara 🎬 isaorana A/tra
Clip VAOVAO, vokatra volohany ato amin'ny Entona Ofisialy Araho ny pejy fa mbola maro ireo vokatra tsara ho atolotra anao eto

Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Rn7
Fianarantsoa
301