LTI - Language Tutoring Institute

LTI - Language Tutoring Institute

Share

🇬🇧🇺🇸🇫🇷
LTI - Language Tutoring Institute
"Committed for progress"

16/09/2025

🚩MANIRY NY HAHAY SY HAVOAFEHY TENY FRANTSAY🇫🇷 VE IANAO NEFA MBOLA TSY MAHAY MIHITSY😔

🚩MAHAIHAY KELY IHANY FA RATSY BASE?

🎁NATAO HO ANAO ITY KA HARARAOTY

👉📌 FAMPIANARANA TENY FRANTSAY AHAIZANA HAINGANA NEFA MIAINGA AMIN'NY BASE NA DÉPART ZÉRO,ENY FA NA DIA MBOLA TENA DÉBUTANT(E) BE AZA IANAO.😩

👉📌FAMPIANARANA TENA PRATIKA , FANAZAVA MAHAFAPO , TARIHINA TSIKELIKELY ARAK'IZAY ARAKAO ILAY , NEFA AO ANATIN'NY FOTONA FOHY DIA HAHITA VOKATRA ARAK'IZAY ANTENAINAO ARY MAMALY NY FILANAO IANAO😎

"📌IANAO MAHAY NO TANJONAY ARY TSY MAINTSY MAHAY IANAO VAO MIALA AO💪

🎯EFA MISOKATRA NY FISORATANA
ANARANA.

TOERANA: FJKM ATARANDOLO.
CONTACT:0347161597-0348124192

14/01/2025
11/11/2024

👍LTI.Nouvelle promotion.Tongasoa ato amin'ny tontolon'ny LTI, fampianarana tena mapahay sy azo antoka ianareo promotion vaovao.Manentana iany koa ireo zay mbola hanaradia an'ny zareo amin'ny fahaizana fa mbola mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vavao.😊.Safidio ny LTI sao hanenina🤦 fa efa betsaka no afa.po sy nahay.
LTI: Ilay toerana hany tokana tena azo antoka amin'ny fapahaizana anao.💯

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Fianarantsoa
301