Val's Shop

Val's Shop

Share

Magasin de produits de beauté, cosmétique et soins pour femme

Photos from Val's Shop's post 01/07/2021

Pour toute réserveration
🦋Mettez je prends ou jp en commentaire
🦋 Veuillez confirmer votre réservation en mp avec contact joignable + lieu de livraison
Livraison partout à Madagascar
A vos commandes 🤗
🥰🥰🥰

Photos from Val's Shop's post 08/02/2021

Amin'izao ankatoky ny fetin'Mpifankatia ❤️ izao dia mahafaly anay ato am'pejy Val's Shop de mbola manisy fihenambidy ataonay amin'ireo vokatra L'Oréal izay efa nahafantaranareo anay atramin'izay ☺️☺️
Marihina fa afaka mandefa am'faritra rehetra manerana madagasikara izahay ra any Antananarivo no misy anareo dia ny Asabotsy izao no anaovana livraison ny ankotrzay dia afaka alefanay am'koperativa izay mahazatra anareo am'fotoana rehetra 😊😊
Koa dia manasa antsika rehetra ary handefa hafatra miafina na mp n'a Koa hiantso anay am'laharana 0345687032 raha misy Mahaliana anareo 😘😘
DE Samy hatratra ny 14 Febroary daholo isika rehetra o 🌹🌹🌹💕

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Fianarantsoa
301