Constructive LINGO Teaching Center
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Constructive LINGO Teaching Center, Business service, Soanierana, Fianarantsoa.
13/12/2024
MANDRAY PROMOTION VAOVAO!
03/09/2024
MISOKATRA HOANNTSIKA NY FISORATANA ANARANA.
19/08/2024
SALAMA DAHOLO INDRAY.
NDAO HIANATRA TENY ANGLISY SY FRANTSAY AMIZAY FA IANAO NO SISA MBOLA TSY MAHAY.
IZAHAY ATO AMIN'NY CLTC DIA MANOME COURS D'ANGLAIS SY FRANTSAY MAIMAIMPOANA MANDRITRA NY TELOVOLANA BE IZAO. MBOLA MAHAZO CERTIFICAT SY BOKY GRATUIT IHANY KOA IANAO REFA MIANATRA ATO AMINAY.MAZAVA TSARA NY FANAZAVANA SATRIA MPAMPIANATRA EFA MATIHANINA NO MAMPIANATRA ATO.
ÉCOLAGE 0AR FA DROIT 50000Ar IHANY NO ALOANAO DE MIANATRA TSARA ANAO.
TONGAVA MISORATRA ANARANA HAINGANA FA IANAO NO SISA ANDRASANA.
CONTACT:0345869535.
0330189614.
Ny "English Tutoring and Mentoring" dia fampianarana teny anglisy miavaka sady TSARA no MAHOMBY. Tsy mianatra miaraka amin'olon-kafa ianao fa mianatra irery. Tsy manoratra betsaka ihany koa anao fa tonga de miteny. Mahazo lesona fanampiny ihany koa anao.
Ireto ambany ireto ny mikasika azy raha liana ianao.
1) Mianatra 15minitra isan'andro ianao .
2) Mpampianatra iray hoan'ny mpianatra iray.
3)Tsy manoratra fa avy hatrany dia mihaino dia mamerina.(Mihaino,Mitadidy ary mamerina).
4)Mahazo lesona fanampiny avy amin'ny mpampianatra.
5) Mihaona ny mpianatra rehetra isaky ny weekend mba hifankalala sy hanao pratika.
6)Mandritra ny 4 herinandro ny niveau 1.
6)Ny participation :10000Ar.
7)Misy certification isaky ny mahavita niveau.
FEPETRA.
1)Tsy maintsy manana 15minitra isan'andro,na maraina na atoandro na tolakandro na hariva.
2) Olona mazoto mianatra.
3)Tsy maintsy tonga amin'ny pratika iarahana amin'ny Mpianatra namana isaky ny weekend.
Efa misokatra ny fisoratana anarana
Raha vonona dia antsoy ny 0345869535.
Mankasitraka anao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Soanierana
Fianarantsoa