Coach LOVA
Coach LOVA mampianatra resaka développement personnel
changement positif de comportement
07/12/2023
Bonjour à tous
Hiresaka mikasika ny tsy fahombiazana isika androany
🍀 APPRENDRE A SURMONTER L' ÉCHEC 🍀
Surmonter l'échec peut être un processus difficile mais c'est aussi une opportunité d'apprentissage et de croissance personnelle
✅ L' échec vous pousse à grandir et à apprendre ( ny tsy fahombiazana dia manosika anao hivoatra sy hianatra
✅ L 'échec vous pousse à être humble ( manosika anao hanetry tena ihany koa ny tsy fahombiazana )
✅ L' échec vous rend créatif ( mahatonga anao hamorona ny tsy fahombiazana, manosika antsika hitady vahaolana ary hiezaka hanao tsaratsara kokoa,
👌🏻raha tsy misy ny tsy fahombiazana dia mampionona tena isika,
❌❌tsy handroso na oviana na oviana❌❌ ary hanao Zavatra mitovy foana
✅ L' échec vous prépare à réussir ( manomana anao amin'ny fahombiazana ny tsy fahombiazana)
✅L' échec vous apprend à vous aimer ( ny tsy fahombiazana dia mampianatra anao hitia ny tenanao, izany hoe raha sendra tsy fahombiazana ianao dia tsy maintsy mianatra mitia ny tenanao aloha)
Ny Hafatra tiana hampitaina amintsika Dia hoe
👌🏻 Raiso ho fahafahana ary ho lasa lesona ny tsy fahombiazana tsirairay , ho an'ny tenanao na ho an'ny hafa
👌🏻 Mandritra ny androm-piainana ianao dia tsy maintsy miatrika tsy fahombiazana fa afaka atao tsara manapa-kevitra hanova ny tsy fahombiazana ary hianatra handroso hatrany
👌🏻SOA HO LAVO HAHAY MAMINDRA
# Ndao hifampizara dia miaraka tafita 💪🙏🏻
# Coach LOVA
16/10/2023
Coach LOVA: Oooooooo😂😂
Coach LOVA: Aonaaaaa😂😂
Ela2 tsika tsy nifampizara teto @ Page?
Hiresaka momba ny vie de couple tsika androany 👌🏻
💯💯COMMENT FAIRE POUR ETRE HEUREUX EN COUPLE?💯💯
Voici quelques habitudes à avoir au quotidien
🍀 Passer de bons moments ensemble
🍀Prendre soins l'un de l'autre en cas de maladie
🍀Partager le même sens de l'humour
🍀Avoir une répartition équitable des tâches ménagères
🍀Ne pas prendre de décisions l'un pour l'autre Sans parler
🍀Dire "je t'aime" tous les jours🤩🥰
🍀Se faire régulièrement des câlins😘😘 ( si vous aimez ça)
🍀 Livré régulièrement du thé ou du café au lit👌🏻👌🏻
🍀Écouter l'autre se plaindre sans le ou la juger
🍀Être gentil avec sa famille ( on sait que certaines belles familles ne sont pas toujours très agréable 😉
🍀 Parler positivement l'un de l'autre à ses proches
🍀 Toujours parti l'un pour l'autre même si où elle n'a pas raison😉
🍀Être prêt à regarder des émissions que vous n'aimez pas 😁
🙏🏻🙏🏻Sans oublier la confiance et
le respect 🙏🏻🙏🏻
❌❌Ne jamais dormir après une dispute si l'on ne s'est pas réconciliés ❌❌
# Partageons et ensemble nous réussirons 💪
# Coach LOVA
04/09/2023
Salama daholo tsika mpanaraka ny page👋
🍀Fotoana tsara hanaovana Facebook sy ny fotoana tsy tokony hanaovana izany 🍀
🫰 Fotoana Mety hanaovana izany :
✅Raha mpianatra ianao ka misy lesona na devoir ho jerena anaty Facebook Dia Mety ny mi connect n'a fotoana fianarana
✅Rehefa récréation na pause, amin'ny fotoana ny vacances ihany koa afaka manao Facebook tsara ny mpianatra
✅Rehefa miandry olona , afaka manao Facebook mandrapahatonga ny olona andrasanao
✅Rehefa vita avokoa ny activités ataonao na ny devoir na ny commission nao tontolo andro vao tokony hi connect ianao
✅Raha mpiasa ianao, ka misy asa ataonao ao dia mety tsara ,n'a raha manao vente en ligne ihany koa ianao
✅ Alohan'ny hatory hariva iny afaka mijery vao2 na actualités ( raha Manambady ianao dia tsara raha tsy misy Zavatra afenina ao ka afaka miaraka mijery ianareo)
🫰 Fotoana tsy mety na tsy tokony hanaovana izany
👌🏻 Raha mpianatra ianao ka tsy misy lesona na devoir hojerevana ao @ fb Dia tsy mety mi connect @ lera fianarana
👌🏻Raha mpiasa indray ianao dia tsy tsara manao Facebook fiasana
👌🏻Rehefa miaraka misakafo amin'ny olona( famille, amis,
‼️tsy tsara manao Facebook raha miaraka misakafo @ olontiana‼️
👌🏻 Rehefa mihaona @ olona ka hiresaka dia tsy fahalalam-pomba ny milalao téléphone ( raha misy antso maïka tsy maintsy raisina dia tsara raha miera vao mandray)
‼️ Tsy Mety milalao téléphone rehefa mitondra fiara, moto na rehefa mandeha tongotra ihany koa fa Sao mampidi-doza
👌🏻 Rehefa misy activités tokony hataonao Dia tsy mety manao Facebook fa variana ka tsy mahavita ny Zavatra tokony hatao
# Ndao hifampizara dia miaraka tafita
# Coach LOVA
Salama daholo e👋
Tohin'ny resaka fitiavana farany Téo dia ity misy fanampiny fanazavana
Ny vohoka tsy irina na ny vohoka aloha loatra no olana mateti-pitranga @ fanaovana sipa
‼️ MBA hisorohana izany Dia‼️:
1️⃣ Mila voavalinao Ireto fanontaniana Ireto:
✅ Fadimbolana: isaky ny rahoviana ? maharitra hafiriana?
✅ Ny jour d'ovulation ( andro mahabevoka):
isaky ny firy ème jour ny an'ilay sipanao ? ( Samy hafa io arakaraka ny cycle an'ilay vehivavy)
2️⃣ Ny fahaizanao an'io no mitarika anao hahafantantra ny fotoana azo anaovanao firaisana ara-nofo sy ny tsy azo
( Fa raha tsy hainao io Dia manantona Dokotera mangataka fanazavana misy2 kokoa)
❌❌ Amin'ny fotoana mahabevoka io ny mpifankatia dia tokony tsy mijanona irery @ toerana mangina ❌❌
Afaka manao sport, na mitsangatsangana mijery spectacle ohatra
# Ndao hifampizara dia miaraka tafita 💪🙏🏻
# Coach LOVA
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301