LAH OLO

LAH OLO

Share

11/03/2026

Zoky akama miodikodina tany
any 😎
Six be 👌👊

02/03/2026

Ny omaly omaly fa ny androany…✍🏼

28/01/2026

‼️Araka ny fotoana nomena !‼️

BON JOUR By Mario Jorddy
Remix gagnant tamin’ny

Ankafizo,zarao 👣✅
Alaivo ny « MP3 version » ao ny lien.

Ireny rehetra hita ireny niainga tamin’ny nofy,ezaka,faniriana maromaro nitambatra .
Tohizo ny dia 🔥

12/01/2026

02/01/2026

2026✨🏆
Miarahaba nahatratra ny taona, fahasambarana mitohy ,firoboroboana amin’ny atao, fahasalamana be!Fitiavana manenika ny tany !✨🍀
Félicitations à Mario Jorddy et son équipe pour ce Remix bien garni🏆✨
Merci à tous pour les collaborations et surtout à tous les participants !!!
Hozaraintsika miandalana eo ny Version lava ny remix sy ireo nanao azy ! Efa misy message any ho an’izay vonona 📩
Et bonne continuation à nous tous 👣 👣

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Fianarantsoa