Trendy pas cher
034 18 312 23 - Livraison partout Madagascar
31/05/2026
miarahaba ny Reny rehetra🥳❤️❤️
Ho lava andro iainana anie ianareo, hahanana fahasalamana hiantrehana ny adidy izay napetraka taminareo ary ho be fitiavana hatrany❤️❤️
manaova fety sambatra daholo❤️
23/05/2026
Valin'ny lalaontsika izay efa nampanantenaina✨👕👕👚👚👗👗👗👗👗👗🥼🥼
Arahabaina i Rasolondraibe Vahatriniaina Fehizoro fa izy no nahazo ny loka tamin'ity lalao ity ,nanaraka tsara ny toromarika rehetra👋🏻
Manasa anao hiditra mp aty aminay 🥰
Isaorana hatrany ianareo rehetra izay nilalao🙏🏻
Mbola ho maro ny lalao izay ho ataon-tsika fa araho hatrany ny pejy🥰
Ilay haut Rayure no Loka Azonao .Mankasitraka tompoko.
23/05/2026
🔥 NOUVEL ARRIVAGE POUR FEMME🔥
Hauts stylés chez Trendy pas cher ✨
📌Les détails sont déjà sur chaque photo
🏷️Prix: 8000ar à 10 000ar seulement
☎️ contactez nous sur 034 18 312 23
🚗 Livraison partout à Madagascar
11/05/2026
akory aby eee!🥰
mitohy fona ny lalaotsika ato amin'ny page aahh sode adinodino nareo. Mbola vitsy isika no nandray anjara nefa😭
manasa antsika rehetra hilalao fa cadeau ne no hozaraina eehh🙌🏼
zany lo eo iany fa mandray commande maro samihafa ihany koa izahay: karazana articles izay tinareo afarana ary mandray commande n'a zaitra ihany koa🥰
aza misalasala miditra mp na miantso mivantana📞
28/04/2026
❌ALERTE❌
Araka ny efa nampanantenana anareo de hisy ny "KILALAO" izay hataotsika...
Ka ho fandraisana anjara amin'izany dia:
📌 Abonnéo ny page Trendy pas cher
📌 Mentionnéo ny namanao 5 na mihoatra
📌Asio oe "JP MILALAO" ao amin'ny commentaires 📌izay mazoto manisy réaction ny publication ato amin'ny page
Izay milalao ihany no mahazo😏
Ny fisariana dia ny 23 MAI 2026 ka aza tara ry zareo aann
"Ny loka ho an'ny mpandresy dia haseo amin'ny publication manaraka ka araho atrany ny pejy"
Misy vaovao vo mafana hafa hiany koa ahhh🤗
Hisy articles hafa maro hoavy ihany koa (Body pour femmes, vêtements pour enfants , accesoires ect...)
Ho alefa tsika ato daholo izay ilainareo ka aza misalasala manontany ao amin'ny commentaires na midira MP😊(na antsony 📞034 18 312 23)
✨Manolotra ny tsara ho anareo hatrany izahay✨
13/11/2025
Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy 🤗
efa antomotra tokoa ny fety, mankasitraka an'ireo nahatoky anay hatramizay .
Efa feno dia feno ny commande "noël" tsika 🌲🌲🌲🌲 raha mbola misy hanao commande zaitra dia ny week izao no farany andraisana 💃💃💃 ... aorinan'ny noël indray hoanizay tsy mahatratra 🙏
afaka miantso avy hatrany 📞 034 18 312 23 na miditra mp ⬇️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301