Aviprod

Aviprod

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aviprod, Ivato.

07/07/2026

πŸŽ‰πŸ” π— π—œπ—₯𝗔π—₯𝗬 𝗦𝗒𝗔 𝗦𝗬 π—™π—”π—›π—’π— π—•π—œπ—”π—­π—”π—‘π—” 𝗛𝗒 𝗔𝗑'π—œπ—₯π—˜π—’ π— π—£π—œπ—’π—™π—”π—‘π—” 𝗔𝗒 π—”π— π—œπ—‘'𝗑𝗬 π—”π—‘π——π—œπ—”π—‘π—¬ "π—§π—¦π—”π—‘π—šπ—”π—‘-𝗗π—₯π—˜π—₯𝗬" π—”π— π—œπ—‘'𝗑𝗬 π—™π—œπ—’π— π—£π—œπ—”π—‘π—” 𝗔π—₯𝗔-𝗕𝗒𝗔𝗝𝗔𝗑𝗔𝗛𝗔π—₯𝗬 π— π—’π——π—˜π—₯π—‘π—˜! πŸŒ±πŸ—οΈ

Tsy mora ny manapa-kevitra hianatra, fa ny fanapahan-kevitra raisinao anio no mety hanova ny hoavinao rahampitso.

Mirary anareo hahazo:
βœ… Fahalalana marina.
βœ… Fahaiza-manao azo ampiharina.
βœ… Fahasahiana hanao **tsangan-drery**.
βœ… Ary indrindra, hanangana **orinasa fiompiana** miorina amin'ny fototra matanjaka.

🀝 Ho anareo rehetra manaraka ny pejy AviProd, dia mbola hanohy hizara **𝐭𝐨𝐫𝐨𝐑𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐬𝐨𝐚** momba ny fiompiana ara-boajanahary moderne izahay, satria mino izahay fa rehefa mizara fahalalana dia mitombo ny fahombiazana.

πŸ’‘ **𝐍𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐀𝐯𝐒𝐏𝐫𝐨𝐝 𝐝𝐒𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐒𝐨𝐦𝐩𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐒𝐧𝐲, 𝐟𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐨𝐫𝐒𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐒𝐨𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚.**

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸš€ **Te ho isan'ny andiany manaraka ve ianao?**

πŸ’¬ Soraty ao amin'ny commentaire:

πŸ—οΈ **ORINASA FIOMPIANA**
na
🌱 **TSANGAN-DRERY**

πŸ“© Halefanay aminao avy hatrany ny antsipiriany momba ny fiofanana sy ny fomba fandraisana anjara.

πŸ“ AviProd – Ivato AΓ©roport (ArrΓͺt bus Sarimasina)

πŸ“ž 034 54 845 08
πŸ“ž 033 14 000 14

✨ **AviProd – Tsy mampianatra hiompy fotsiny, fa manampy anao hanangana orinasa fiompiana maharitra.**

04/07/2026

πŸ”πŸ—οΈ **𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗠𝗣𝗬 𝗑𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗬 π— π—œπ—’π— π—£π—¬... π—₯𝗔𝗛𝗔 π—§π—˜ π—›π—”π—‘π—”π—‘π—šπ—”π—‘π—” 𝗒π—₯π—œπ—‘π—”π—¦π—” π—™π—œπ—’π— π—£π—œπ—”π—‘π—” .**

🍚 Raha mahay mahandro vary sy laoka ianao...

❓ Midika ve izany fa afaka manokatra hotely avy hatrany?

❌ Tsia.

Satria ny tompona hotely dia tsy mahandro sakafo fotsiny.

Mila mahafehy:
βœ… Fitantanana
βœ… Marketing
βœ… Kaonty
βœ… Fandraisana mpanjifa
βœ… Fahadiovana
βœ… Fividianana entana
βœ… Ary mbola zavatra maro hafa...

πŸ” **Toy izany koa ny fiompiana.**

Maro no mihevitra fa rehefa mahay mamahana akoho sy manome rano dia efa ampy.

❌ Tsy ampy izany.

Raha te hanangana 𝐨𝐫𝐒𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐒𝐨𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚 ianao dia mila mahafehy:

🟒 Ny teknika fototra amin'ny fiompiana.
πŸ›‘οΈ Ny biosecuritΓ© sy ny fiarovana ny fiompiana.
πŸ’° Ny fomba hampihenana ny fandaniana.
🌾 Hamokatra sakafo fa tsy hividy provandy foana.
🌿 Hampiasa vahaolana ara-boajanahary sy probiotique rehefa mety, mba hampihenana ny fandaniana.
πŸ“ˆ Hampiakatra ny kalitao sy ny tombom-barotra.

πŸ’‘ π‘΅π’š 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 π’Žπ’‚π’“π’ 𝒏𝒐 π’—π’†π’“π’š 𝒗𝒐𝒍𝒂 π’”π’‚π’•π’“π’Šπ’‚ π’•π’”π’š 𝒉𝒐𝒆 π’•π’”π’š π’Žπ’‚π’‰π’‚π’š π’Žπ’Šπ’π’Žπ’‘π’š.. 𝑭𝒂 π’”π’‚π’•π’“π’Šπ’‚ π’•π’”π’š π’Žπ’‚π’‰π’‚π’š π’Žπ’Šπ’•π’‚π’π’•π’‚π’π’‚ π’‡π’Šπ’π’Žπ’‘π’Šπ’‚π’π’‚.

πŸ—οΈ 𝐍𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐨𝐦𝐩𝐲 𝐝𝐒𝐚 𝐦𝐒𝐞𝐫𝐒𝐭𝐫𝐞𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐀𝐨𝐑𝐨

πŸš€ 𝐍𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚 𝐀𝐨𝐬𝐚 𝐦𝐒𝐞𝐫𝐒𝐭𝐫𝐞𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐨𝐚𝐯𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐨𝐫𝐒𝐧𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲.

Izany indrindra no tanjon'ny AviProd.

Tsy mampianatra hiompy fotsiny izahay...

π…πš 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐞𝐫𝐲 𝐬𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐨𝐫𝐒𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐒𝐨𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸš€ π•π¨π§π¨π§πš 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐓𝐒𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍-πƒπ‘π„π‘π˜ 𝐬𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 πŽπ‘πˆππ€π’π€ π…πˆπŽπŒππˆπ€ππ€?

πŸ’¬ Soraty ao amin'ny commentaire:

πŸ—οΈ ORINASA FIOMPIANA
na
🌱 TSANGAN-DRERY

πŸ“© Halefanay aminao ny antsipiriany momba ny fiofanana, izay hianaranao ny fomba hananganana fiompiana matihanina sy orinasa maharitra.

✨ **AviProd – Tsy mampianatra hiompy fotsiny, fa manampy anao hanangana orinasa fiompiana maharitra.**

02/07/2026

πŸ”βš οΈ π— π—œπ—¦π—¬ π—™π—”π—›π—”π—©π—”π—Ÿπ—’ π—₯𝗒𝗔 π— π—”π—‘π—œπ— π—•π—” π—§π—¦π—œπ—žπ—˜π—Ÿπ—œπ—žπ—˜π—Ÿπ—¬ 𝗑𝗬 π—™π—œπ—’π— π—£π—œπ—”π—‘π—”...

Maro ny mpiompy no miandry aretina lehibe vao taitra.

Kanefa, matetika dia ny parasite sy ny coccidiose no efa nandrava ny fiompiana talohan'izay.

πŸͺ³ Ny parasite externe (toy ny poux rouge, poux, acariens...) dia: ❌ Mitsentsitra rΓ . ❌ Mampihena ny fitomboan'ny akoho. ❌ Mampihena ny fanatodizana. ❌ Mampiteraka stress. ❌ Mety hahafaty akoho, indrindra raha maro be ny parasite.

πŸ› Ny parasite interne (kankana sy ireo parasy ao anaty tsinay) kosa dia: ❌ Mangalatra ny otrikaina tokony hahavelona ny akoho. ❌ Mahatonga ny akoho hihamahia na dia misakafo tsara aza. ❌ Mampihena ny hery fiarovan'ny vatana. ❌ Manamora ny fidiran'ny aretina hafa.

🦠 Ary rehefa malemy ny tsinain'ny akoho... ➑️ Mora kokoa ny mipoitra ny coccidiose, izay iray amin'ireo aretina tena mampidi-doza indrindra amin'ny fiompiana.

⚠️ Izany no mahatonga mpiompy maro very akoho sy very vola, nefa tsy fantany akory hoe parasy no fototry ny olana.

πŸ’‘ Ny mpiompy matihanina dia tsy miandry ny aretina hiseho.

Izy dia manana: βœ… Fandaharam-pisorohana atao isan'andro. βœ… Asa atao isan-kerinandro. βœ… Asa atao isam-bolana. βœ… Fomba hiadiana amin'ny parasite sy hisorohana ny coccidiose alohan'ny hipoirany.

πŸ—οΈ Ny fiompiana mahomby dia tsy miankina amin'ny vintana, fa amin'ny fitantanana sy ny fisorohana.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━

πŸš€ Raha vonona hanangana ORINASA FIOMPIANA ianao, fa tsy hiompy fotsiny...

πŸ’¬ Soraty ao amin'ny commentaire: ORINASA FIOMPIANA

πŸ“© Halefanay aminao ny toromarika momba ny fiofanana, izay hianaranao ny: πŸ” Fisorohana ny parasite externe sy interne 🦠 Fifehezana ny coccidiose πŸ›‘οΈ BiosecuritΓ© πŸ“… Programme isan'andro, isan-kerinandro ary isam-bolana ho an'ny fiompiana matihanina.

✨ AviProd – Tsy mampianatra hiompy fotsiny, fa manampy anao hanangana orinasa fiompiana maharitra.

Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ivato