Beautifull bio

Beautifull bio

Share

Santé bio avec des produits naturels

Photos from Beautifull bio's post 13/05/2022

😍 Efa alefanay miandalana eto ny témoignage ny patch Réhausseur de fesse sy anti cellulite

🌿✌️Raha tena Kely Dia tsara mampiasa boite roa.
Afaka jerenareo manokana ihany koa sur Google ny vertus an'i akora nanaovana azy,"acide hyaluronique"Io ny akora ao anatiny,izay no mahatonga azy mampitombo.

😘💥Tsy mitovy ny vokatra azo amin'ny tsirairay Dia izay no mahatonga anay miconseillé boite roa foana!!!

47000 ariary ny boite Dia ao amin'ny mûr ao ambany Ilay vidéo raha Mbola tsy nahita.

21/04/2022

Merci beaucoup 🥰👌
Prise de masse whey proteine

Photos from Beautifull bio's post 21/11/2021

Whey Poudre + Vegan Poudre + anti -stress

↘️ Nofosana sy mitombo lanja raha kely

↘️ Mitsabo volo miongotra nohon'ny aretina

↘️ Manafaingana fitomboan'ny hozatra rehefa mikotrana

↘️ Mikarakara forme sy mampitombo rehefa jerena ivelany

↘️ Mampitombo sy manatsara fifantohana sy fitadidiana ho an'ny zaza hanala fanadinana

Whey Poudre + Vegan Poudre

Efa misy regularisateur ho an'izay sarotra mandray

550 gramme ( 20 jours )

Ao anatin'ny pejy no misy ny hevitr'ireo efa nampiasa

Prix : 46 000 Ar miampy menaka anti stress et fixateur.

Sur commande 2 andro mialoha

Vita sivana sy voaodina eto ary voajanahary

Livraison Antananarivo sy faritra rehetra.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ivato