Yvonne Clarette Razaf
Ny kely dia tonga lehibe raha toa ka Andriamanitra no avelanao hifehy.
28/09/2025
Ho antsika kristiana mpandraharaha, aza adino ny manisy budget "asa sosialy" manomboka izao. Matio 22:39
23/09/2025
Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maranata! 1 Korintiana 16:22
17/09/2025
Ny fanompoan-tsampy no nahatonga fahababoana, fanjanahana, faharavan'ny firenena isiraely. Salamo 32:12
16/09/2025
Tena fanompoan-tsampy "pro max" mihitsy ny "famadihana" ho an'ny kristianina. Eksodosy 20:3
Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Tananarive?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Tananarive