AfterWork VIP 501
cabaret Open Scène��
Tous les WEEK-END
à partir de 17h00 jusqu'à 23h00
13/05/2026
Efa vizan'ny asa ve? Aleo miala voly kely! 🍹
Tsy misy tsara noho ny mihaona ato amin'ny AfterWork VIP 501 .
📍Boulevard Augagneur
Ny sary 📸dia efa mampiseho sahady fa
✅️Misokatra ho anao ny varavarana, indrindra fa 👉👉👉Rahampitso 14 Mey 2026.☺️
Tadiavo izahay ho an'ny tontolo andro & hariva milamina sy mahafinaritra! 🌟
Efa herintaona mahery sahady ito horonan-tsary ito tadidinao ve? 🥺❤️🎶
Indro misy "nostalgie" kely antsika ilay vao 2025 ny Mic teto amin’ny AfterWork VIP 501 🥰
Teo no nanomboka ny tantara, ny hira, ary ny fiarahantsika rehetra!
✅️ dia zao👇👇👇👇👇👊🤘🥁🎸🎤🎹‼️‼️
📍 Alakamisy 30 avril izao amin'ny 06 ora hariva ny fotoana.
Cabaret / open mic / instruments malalaka miavaka sy milamina ho any rehetra.🎤🎸🥁
Tsy misy "limite" 😂ny ora satria fialantsasatra ny Zoma ho an'ny mpiasa!
Afterwork mandamina, ianareo mifaly! 🥂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Boulevard Augagneur Face Gendarmerie , Route Pompier (entre Jovenna Jacarandas Et Happy End)
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 21:00 |
| Tuesday | 08:30 - 21:00 |
| Wednesday | 08:30 - 21:00 |
| Thursday | 08:30 - 21:00 |
| Friday | 08:30 - 00:00 |
| Saturday | 10:00 - 00:00 |