Flash transit

Flash transit

Share

Transitaire en import et export

30/07/2022

Finaritra ô 👋

Maro isika no manontany antsipiriany amin'ny hafatra miafina momba ilay "ventes aux enchères" izay karakarain'ny service des douanes.
Betsaka ny hevitra diso ary tsara tokoa ny manazava azy ankoatry ny règlement izay efa nozaraina teto amin'ny pejy

✔️ Eny, ny fanjakana no mi-organiser ny ventes aux enchères, ny service des douanes no miandraikitra izany

✔️ Eny, afaka jerena ny entana izay voasoratra ao anaty lisitra manomboka amin'ny daty izay voalaza ao anaty règlement, izany hoe 22/08/2022 raha ny amin'ity ho avy ity.

✔️ Eny, manana telo andro ianao mijery sy mametraka ny enchères-nao eo anivon'ny commissaire priseur

✔️Eny, ilay lelavola misoratra ao no lelavola farany ambany isandaina ny entana izay tianao. Afaka manao mihoatra arak'izay zakanao ianao fa izay lehibe indrindra no mahazo azy

✔️Eny, ny rehetra dia afaka mandray anjara amin'ny ventes aux enchères, rehefa manana compte bancaire

✔️Eny, tsy misy kolikoly io tompoko satria dia izay mandray anjara ihany no mahazo.

✔️Eny, tsy afaka mangataka mitokana ianao ny mba amelana entana iray ho anao fa manaraka ny fepetra rehetra izay voasoratra.mba ahazoanao azy

✔️Eny, tsy misy taxe aloanao intsony rehefa ianao no voalaza fa mahazo ny entana nosandainao

✔️Eny, miverina ilay chèque de banque nataonao accompte raha toa ka tsy lasanao ny entana sandainao

✔️Eny, tsy miverina ilay chèque de banque nataona accompte raha toa ka ianao no nahazo ny entana, nefa niova hevitra indray ianao ka tsy haka azy. Mirotsaka any amin'ny compte-n'ny douane mivantana iny.

✔️Eny, entana efa mihoatra ny telo volana nahatongavana teto Madagascar avokoa no atao enchères

✔️Eny, afaka alain'ny tompony ny entana mialoha ny enchères fa manaraka ny dédouanement normal, miaraka amin'ny taratasy rehetra manamarina fa azy ny entana

❌ Izahay tompoko dia tsy responsable amin'ny fanaovana ny enchères

❌Izahay tompoko dia mitovy aminareo ihany, tsy manana tombony kokoa fa sahala avokoa isika

Mankasitraka 🙏
Raha mbola misy fanontaniana, afaka mamaly foana ihany raha anananay ny informations 🙂

09/05/2022

Bonjour à tous

Quand vous importez ou exportez vos colis, en maritime comme en aérien, vous vous demandez toujours en combien de jours ça arrive à destination?
On vous donne la réponse!
C'est le nombre de jour moyen qu'on a consolidé mais le nombre de jour exact dépend de chaque compagnie.
Ainsi, vous savez maintenant quand faire votre commande.
A noter seulement que la durée du dédouanement n'est pas incluse

21/04/2022

Salama daholo, hianatra ndray isika ato ho ato ka zarao dieny izao ny pejy. Kely sisa isika dia 1000 abonnés 🙂
Raha sitrakareo, rehefa feno 1000 ny isa dia mitohy ny fampianarana 😉
Zarao amin'ny namana ny pejy ô
Mankasitraka sahady 🙏

Want your business to be the top-listed Transport Service in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00