Semato
Ecole primaire et classe de préprofessionalisation pour enfants sourds de Toamasina et autres régions limitrophes.
16/07/2025
Miantso antsika rehetra mañana olana ara-pihainoana eto Toamasina fa ho àvy eto amintsika indray ny STARKEY HEARING FOUNDATION hijery ireo olona efa nampiasa appareil auditif na fitaovam-pihainoana, hanamboatra ny simba sy hizara pile.
Toerana : sekoly SEMATO akaikin'ny FLM Morarano amin'ny 8 ora maraina
27/02/2025
Teny nindramina: "Changer le monde par un geste d'amour"♥️
25/09/2024
Celebration of the International week for the Deaf✅
Nanamarika ny herinandro ho an'ny Marenina ny Alarobia 24 Septambra 2024 ny sekoly.Andao hiaraka hilalao❤️
26/03/2023
Famaranana ny fankalazana ny faha 80 taonan'ny Mpanazava eto Madagasikara ho an'ny faritra Atsinanana ny sabotsy 25 mars 2023 tao amin'ny FJKM Tranovato Fitiavana Toamasina Nandray anjara nihira teny anglisy natao tamin'ny Tenin'ny Tanana ireo Comité Jeunes CJ Atsinanana, tao anatin'izany koa ny SEMATO.
Mizara ny mazava ho an'ny rehetra tsy misy fanavahana. Hotahiana🙏
" This little light of mine. I'm gonna let it shine" ❤️
20/03/2023
Ho fanamarihana ny GLOBAL YOUTH DAY na ny andro eran-tany ho an'ny tanora dia nanao hetsika fanampiana ny sekoly ireo skoto Adventiste na J. A Morarano ny sabotsy fahatelo amin'ny volana Mars lasa teo. Nanolotra vary sy savony ho an'ny mpianatra SEMATO izy ireo tamin'izany.🙏👏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina
501