Manantsoa

Manantsoa

Share

Orinasa mamokatra sy mivarotra vokatra vita malagasy.

27/03/2026

Mafana andro e!

Mila raha mangatsiatsiaka tenda ☺️
Aza adino fa misy foana Glaçons antsika e!

16/03/2026

Eeeeh ôôô! Mafana a!
Misy foana ny glaçon antsika. Izay vita amin'ny Ranontsika.
Sady efa mirary ô!

10/03/2026

Hello 👋

Ho anao sahirana mitady vokatra tsara.
Glaçon vita amin'ny Ranontsika ☺️

Aleo tonga dia miantso ny numéro amin'ny affiche

26/02/2025

Efa azonao jifaina ao Boutique La Fabrique Toamasina Miami ny vokatra Manantsoa.
Enao sisa andrasana 😊
Tongava e !

Want your business to be the top-listed Engineering Company in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Lot 270 Parcelle 22/31 Tanamborozano Ouest
Toamasina
501