We Are Ravinala
WE ARE RAVINALA
Association des étudiants de l'ISPG (ex ISTRA)
29/04/2026
📢 𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗮𝗿𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗣𝗢𝗫 : 𝗙𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗸𝘀𝗶𝗻𝘆 eto amin’ny Oniversiten’i Toamasina 💉
Ao anatin’ny fandaharan’asa iarahan’ny Direction Régionale de la Santé Publique (DRSP) sy ny Organisation Mondiale de la Santé (OMS), dia hisy fanentanana sy fanaovana vaksiny hiadiana amin’ny aretina MPOX eto amin’ny Oniversiten’i Toamasina.
📅 Hanomboka ny Alatsinainy 27 Aprily 2026
📍 Toerana : eo akaikin’ny Médecine Préventive (hisy chapiteau apetraka eo)
👉 Tanjona ny hiarovana ny fahasalaman’ny mpianatra sy ny mpiasa rehetra ary hisorohana ny fiparitahan’ny aretina.
🗂️ Fandaminana araka ny sampam-pianarana :
Alatsinainy : DEG & FST
Talata : FLSH & Écoles Doctorales
Alarobia : ENS
Alakamisy : ITPT – CELVA – ISEEDD – Confucius – Polytech – ISPG
Afaka manatona amin’ny fotoana mety aminy ihany koa ny mpampianatra sy ny mpiasa rehetra.
✅ An-tsitrapo ny fanaovana vaksiny, saingy ankaherezina isika ho fiarovana ny rehetra.
Andao hiara-hientana ho an’ny Oniversite salama sy voaaro!
17/10/2025
Hommage à notre cher ami Franco
C’est avec une immense tristesse que nous disons au revoir à notre ami et camarade Franco, membre de la promotion HARITRA 2023-2024.
Ton sourire, ta gentillesse et ta présence réconfortante ont marqué chacun d’entre nous.
Tu étais plus qu’un simple camarade, tu étais une lumière, un frère, un ami sincère.
Ton départ laisse un vide que rien ne pourra combler, mais ton souvenir restera vivant dans nos cœurs et dans notre promotion.
Nous adressons nos sincères condoléances à sa famille et à ses proches. Que les mots de réconfort et les pensées positives vous entourent en cette période difficile
Repose en paix, Franco.
Tu resteras à jamais l’un des nôtres. 🕊️🤍
03/09/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Website
Address
Toamasina
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 11:00 |
| 14:00 - 18:00 | |
| Tuesday | 08:00 - 11:00 |
| 14:00 - 18:00 | |
| Wednesday | 08:00 - 11:00 |
| 14:00 - 18:00 | |
| Thursday | 08:00 - 11:00 |
| 14:00 - 18:00 | |
| Friday | 08:00 - 11:00 |
| 14:00 - 18:00 |