Termux - setup KNS
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Termux - setup KNS, Digital creator, Toamasina.
bonsoir daholo ✨
ireto avy ny commande tokony ho hatao rehefa hampiasa termux :
📍voalohany , pkg update && pkg upgrade
mety koa izy ireo atao tsirairay izany hoe :
✓ pkg update : ipina entre eo amin'ny clavier (miandry Kely )
✓ pkg upgrade : ipina koa le entre clavier ( miandry Kely )
NB: miandry jusqu'à izy misy symbole otrany ($) de ampidirana ny commande faharoa
📍faharoa , pkg install php
📍fahatelo , termux-setup-storage
rehefa tianao hanaovana teste ilay *php* Dia ireto atao
✓ pkg install nano
fanarak'izay
21/11/2023
Bonjour daholo ,
reto daholo ny application tokony ananana rehefa ampiasa an'reny autorool sy script reny
❌ Mila manana*KIWI BROWSER*
Ny kiwi browser Dia ampiasaina amin'ny fangalana < cookies > ary ny < user agent > ,
NB: ilay KIWI browser ancien version no Ilay raha le nouveau dia tsy mety anaovana copie/coller
❌ Mila manana application TERMUX mazava ho azy
io io ny version KIWI BROWSER tokony anana
19/11/2023
bonjour daholo , ho an'izay Liana amin'ilay resaka na fomba fampiasana *Termux* Araho ito page ito fa ho avy tsy ho ela ny tutoriel 🤲✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina