Pousse Pousse SARLU
Nous sommes une société de production audiovisuelle basée à Tamatave. Au quotidien, nous produis
13/04/2026
📣 Fampandrenesana ho an’i Tamatave !
Ho any Tamatave ny ekipan’ny Pousse Pousse amin’ny herinandro ho avy, hanao fanadiovana textile.
Izahay dia manadio :
🛋️ Canapé
🛏️ Matelas
🚗 Seza fiara
🧶 Tapis sy karazana lamba hafa
Fepetra :
Alefaso amin’ny alalan’ny sary azafady :
- Ny textile hodiovina
- Ny refiny (dimension)
- Sary akaiky (focus) amin’ny faritra tena maloto na misy tasy
➡️ Hanao devis mifanaraka amin’izany izahay, ary rehefa ekenao izany dia manomboka ny asa.
⚠️ Voafetra ny toerana — tsara raha mamandrika mialoha !
- Famandrihana amin’ny alalan’ny hafatra manokana (MP)
Contact : 034 06 900 36
05/04/2026
Canapés • Matelas • Sièges auto • Tapis
✨ Élimination des taches
✨ Désinfection & anti-acariens
✨ Rafraîchissement en profondeur
TARIFS : À PARTIR DE 15 000 Ar
📍 Intervention rapide
📞 Contact : +261 34 06 900 36
ou Message privé pour devis
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Toamasina
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |