Armel Patrick

Armel Patrick

Share

JE M’EN FOU

02/06/2026

Bogosy Kely lesy za zany Letie 🥺🥺🥺

« « Ahoana no ahafantaranao fa mila manao fizahana ny volonao? » »

- Raha mahatsikaritra ianao fa mihamanify ny volonao.

- Mahita ianao fa miha-mihemotra ny sorotrin’ny volonao.

- Raha mahatsapa fihitsanan’ny volo diso be lotra

Afaka manampy anao ny dokotera mitsabo ny volo ahafahana manome ny vahaolona ho an’ny tsirairay na traitement na greffe de cheveux.

📍Madagascar - Antananarivo

☎️📞 : + 261 38 48 429 10

Toerana : Eto Andranobevava no misy ny Hair Treatment Agency sy Glad touch , akaikin’ny pharmacie du masay .

Photos from Armel Patrick's post 29/05/2026

Folo andro taty aoriana 🥺🥺🥺
Ho anareo Tsy maharaka dia nanao greffage na cheveux tato amin’ny Hair Treatment Agency - Glad Touch - Mada ny tenako 🤭🤭.

Dia izao ny vokatra tao anatin’izay folo andro izay 😇

25/05/2026

Manaova fety sambatra daholo tompoko.

Arovy ny ainao dia Arovy ihany koa ny afa

THB Madagascar officiel

20/05/2026

Lasa isika ❤️ izay vao Tena opération mandefa Sary matetika fa ilay live izany Tsy mety satria tsy afaka idiran’olona afa ao anaty salle d’opération.

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address


Tananarive
Toamasina
501