USJFM Basket Club
Club de basket Toliara l
13/04/2025
Mangina tsy midika resy 🤫😊😎
Ny fihatahana foana no valiny tsara indrindra amin'ny famingavingan'ny hafa. Namako, aza mamaly ary aza mifamaly. Tazomy hoamin'ny zavatra manan-danja ny herinao.
Ny famingavingana dia taratry ny ao anatin'izy ireo, fa tsy hoe fanamby tsy maintsy hidiranao.
Ny famalianao indraindray dia fanambanianao ny tenanao hitovy aminy. Mangina ary mihataha ary aza manazava na inona na inona.
21/02/2025
❤️❤️❤️
09/11/2024
Thank you Coach🏀❣️
Always wishing you the best🙏
never forget the people who teach you how to play basketball..! 🏀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toliary