Faniah Beauty

Faniah Beauty

Share

14 ans d'expérience dans le domaine du soin 🌺 mettez votre corps et visage entre nos mains💆🏼‍♀️

04/09/2024

Ry mpanjifa hajaina🥰
Miarahaba anao amin’ny anaran’ny Faniah Beauty, mpitsabo manam-pahaizana manokana amin’ny fikarakarana tarehy sy ny hatsaran-tarehy. Mendrika ny hanana hoditra mamiratra sy tsy misy pentina ianao, ary vonona izahay hanampy anao hamoaka ny hakanton’ny hoditrao voajanahary. Miaraka amin’ny fitsaboana manokana sy mahomby atolotray, dia afaka manadino ireo olan’ny hoditrao ianao ary hankafy hoditra salama sy mamirapiratra. Aza misalasala; manokàna fotoana dieny izao ary atombohy ny dingana mankany amin’ny fanovana hita maso sy maharitra. Ny hatsaran-tarehinao no laharam-pahamehanay❤️, ary eto amin’ny Faniah Beauty, dia manolo-tena izahay hanome anao vokatra sy kalitao amin'ilay tsara indrindra.

Mifandraisa aminay dieny izao raha mila fanazavana fanampiny sy handaminana ny fikarakarana anao! 😘

Toerana: Cité-Poste ankaikin'ny veterinaire Tsy mba Hafa
Coordonnées GPS : JMVH+X46 Tuléar

Photos from Faniah Beauty's post 27/06/2024

👉🌹🥀Vernis authentique marque L'Oréal tsy manimba hoho amidy ato @ Faniah Beauty🌹🥀

Photos from Faniah Beauty's post 27/06/2024

🌹Cliente satisfaite t@ soin cheveux tato @ Faniah Beauty 🥀
👉Faniah Beauty Toliara sans fil
👉☎️0342992851
👉Mitsabo ny olana @ volonao

24/04/2024

🧖 SPÉCIAL SOIN CHEVEUX 💯
👉Ho antsika miongotra volo
👉Vakivaky
👉Tsy mety maniry mihintsy

❌Zahay ato @ Fanyah beauty Dia manana produits hitsabona izany problèmes nao izany,Marihina fa naturel hatrany n'y produits tsika❌💯

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toliary?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Cité/Poste
Toliary

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 15:00