Biennah
πβ€οΈ ADORATRICE β€οΈπ
π IZAHO HILAZA AN'I JEHOVAH HOE FIALOFAKO SY BATERY FIAROVANA HO AHY IZY ARY ANDRIAMANITRO IZAY HITOKIAKO ππβ€οΈ
π«Mba te hankahery anao aho hoe tsy misy toerana hafa tena azo antoka ankoatra ny mialoka sy mitoky amin'Andriamanitra π
Mety hoe manam-bola be Ianao ( Harena ποΈππππ»...),
Na manana toerana tsara πΊSady ambony , Na hoe olona malaza ( cΓ©lΓ¨bre) sns...
π₯π’ Tsarovy fa tsy misy azo antoka ( assurer) Ary Miserana Izany rehetra zany !! fa ny mitoetra eo amin'ny Fierena izay an'ny Avo Indrindra Dia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha ka ny Volon'Elany no anaronany anao π‘οΈ, Ary ao ambanin'ny Elany no hialofanao ππ₯°
Mandeha anie izany fotoana izany eπ, Comme si c'etait hierππ nefa dia efa 3ans Sahady π²π¬π₯°π₯³
Mirary Asaramanitra sambatra ho antsika rehetra ππ«Άπ²π¬
Ianao le reraka rehefa avy nanao fotoam-bavaka hariva iny π΄nefa tsy maintsy midera ihany satria fantatrao fa misy Andriamanitra Mahery ao ambony izay Miahy ny momba anao sy mankahery anao foana ny aminβny zavatra rehetra ππͺ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Address
Tulear
601