DRSP Atsimo Andrefana

DRSP Atsimo Andrefana

Share

Direction Régionale de la Santé Publique Atsimo Andrefana

Photos from DRSP Atsimo Andrefana's post 04/06/2026

FAHASALAMAN'NY RENY SY NY ZAZA

➡️Raha tsiahivina iray volana lasa izay, tamin'ny 01 may 2026 dia nisy zaza kambana 3 lahy teraka tao amin'ny CSB2 Andranohinaly, kaominina Andranohinaly Distrikan'i Toliara 2 ,

👉 Izao indray dia nisy reny teraka Zaza kambana 3 mianadahy, 1 lahy sy 2 vavy indray tao amin'io CSB2 io ihany ny 02 jiona 2026.

👉Samy Salama tsara na ireto Zaza na ny reniny izay vao 26 taona ary fiterahana faha efatra ny an'ireto Zaza kambana 3 ireto

🌷🙏Toraka voninkazo kosa ho an'ny mpampivelona lehiben'ny tobi-pahasalamana RASOAHARIVONY Harisoa Juliana sy ireo ekipany nahatafavoaka soa aman-tsara an'izao fampiterahana izao.

💪Ho an'ny Fahasalam-bahoaka hatrany

Com DRSP ATSIMO ANDREFANA

19/05/2026
Want your practice to be the top-listed Clinic in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Tulear
601