Java Café
Let's stay vibrant �,strong� and healthy��
Crew appreciation for hard work
Toy izao ny hamanjan’ny ice mocha amidinay aty ampiasana 😍 Za mo zani de tena milendalenda fotsiny @ hatsarany 😅refa Faly ny clients de ampy ahy zay 😜guests satisfaction is mandatory 💪
Tsy resaka café lo androany fa resaka complain🆘 Gasy tia Girevy 😢
Isika Malagasy dia tena tia migirevy 😂😂😂😂
For what????
Lany andro migrevy 🥺Wasting time ,wasting money ⬅️⬅️⬅️Mandany andro ,mandany vola 💶💵💰
Solutions no hikaonandoha Fa tsy voa misy zavatra kely de Ndao indray higirevy🤣
VOA misy rano miakatra de higirevy 😂
Fa maninona raha miara misalahy mampiena ilay rano de tapitra 😊Etanina ny tsirairay tsy hanary fako anaty tatatra .❌❌❌Tsy azo atao ❌❌❌Manatsetsina ny lalandrano 💯💯💯
Naika tsy hi teny Za fa Leo anty girevy lava ty 🤣
Hello 🥰ty anisan’ny cocktail vita @ café tiako 🤭🫣😋Best seller izy ty aty ampiasana 😍
I’m addictive to you on my lips 😍
Mbola tsara e 😍
Iza no otrana ,Za tsy dia tia Ice coffee 🤭
Amiko a,refa hoe café le resaka de mafana izy zay,
Samy manana ny fitiavany ny tsirairay sa???
Mba Alefaso eto aby ny sary e🤭
Ndao mba samy hamoaka ilay sary mamy kely ao 😍
No coffee not in mood 🤣😍
Seafarer lifestyle
Happy New Year 😍
Bonne Année 🥰
Tsy miova ny fitiavako ny café 😂
Voamaika Aza mitombo 🙃
Classic drinks izay tena commandian’ny clients 😁
Sauvignon or Mojito ????
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Miami, FL