FKM NY

FKM  NY

Share

Malagasy christian Church in New York area. Fiangonana Kristianina malagasy eto amin'ny faritry New York sy ny manodidina.

10/27/2024

"ASANDRATO NY KOLONTSAINA MALAGASY "

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo ,

Ny FKM-NY dia faly manasa antsika rehetra eto NEW YORK sy ny manodidina amin’ny voka-dehibe izay hatao ny Asabotsy 16 Novambra 2024 amin’ny 1 ora tolakandro ka hatramin'ny 8 ora hariva ao amin'ny French Evangelical Church.

SAVE THE DATE !!!

09/17/2024

Fapianarana 09/15/2024

Jereo atsy amin'ny commentaire ny tohiny.

P***A 2013, 31 MARTSA 04/22/2013
Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in New York?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Address


126-128 West 16th Street
New York, NY
10011